www.labonnesemence.com

1. spidherimanina ( 03/03/2005 10:57)
site ahafahantsika miaina ny Tenin'Andriamanitra isan'andro satria misy hafatra sy torolalana vaovao omena antsika isan'andro, isaky ny miova ny datin'andro : manasa anareo namana rehetra ary tsy hitsidika fotsiny fa honina ao @ io site io !
2. mandinika ( 03/03/2005 11:47)
Misaotra an'i spidherimanina!
3. andansonia ( 04/03/2005 05:59)
Hay ilay @ boky izany no navoakandry zareo @ site? tsara kosa izany
4. rapisoukely ( 19/03/2005 00:57)
Tena tsara izany toy ilay Mana isan'andro iny,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3908