Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
karagasy ( 25/02/2005 18:07)
raha tia karaoke gasy
http://karaokegasy.forumactif.com/... tohiny
kally ( 25/02/2005 17:24)
Fivorian'ny mpanao zaridaina
Mba tantarao indray izay ataonareo ao @ zaridainanareo izao,inona no ambolenareo ao dia inona ny asa nataonareo tao vao haingana sao mba hahitana hevitra mantsy. ... tohiny
novalian'i majakely ny 04/07/2005 13:14
kally ( 25/02/2005 14:19)
Mananihany tssss!
Iza no mpihira mampihomehy anareo? Ny ahy ohatra i R.Clée (izao moa?) amin'ilay Ramiaramila iny mampihomehy irery ahy mihitsy dia misy an'ilay clipn'i Jerry Marcos ilay misy miafina ao ambany latabat... tohiny
novalian'i fijo ny 24/03/2005 22:54
bichette ( 25/02/2005 08:59)
hodi-tava mandimandina
Inona no produits tena tsara ho an'ny hodintsika malagasy ? manala mony, manala ny mibontsibontsina sns ? inona ny marque ? ... tohiny
novalian'i rurik ny 09/09/2005 12:04
rasl95 ( 25/02/2005 08:16)
mila hevitra
fa ahoana kay za no tsy mety mahavaky hafatra nefa nisy hafatra 4 tonga tao anaty boatiko namana 3 samy hafa no nandefa io hafatra io dia refa klikeko la izy dia misokatra fotsiny le valopy nefa za ts... tohiny
novalian'i rasl95 ny 26/02/2005 21:18
hery ( 25/02/2005 07:19)
Hira 4000 azo henoina!!!
Ao amin'ny RVG no ahafahanao mihaino azy. http://serasera.org/hira ny RVG na RadioVazoGasy http://radio.vazo.gasy.free.fr/playlist/radio%20vazo%20gasy.html kosa ireo lisitry ny hira ireo. Mih... tohiny
novalian'i mira ny 05/07/2005 15:04
intelligenzia ( 25/02/2005 00:02)
Oniversiten’Antsiranana:Nidina an-dalambe ireo mpianatra
[u] GDI[/u] “Ampiakaro in-telo ny vatsim-pianarana”, “Mila vary”, “Noana izahay”, “Tapaho ny ampahan’ny karamanareo”. Izany rehetra izany no tazana tamin’ireo sora-baventy nentin... tohiny
johns ( 24/02/2005 16:29)
ADIRESY MPIHIRA
Mba misy afaka manome ny adiresin'ireto mpihira ireto ve, na ny moyen hi-contactena azy? TSELATRA; AMBONDRONA, JERRY MARCOS... tohiny
hery ( 24/02/2005 13:15)
hifaninana amin'i Zoto
Kilalao kely izy ity... (noforonina androany :-)) I Zoto dia rangahy nihodidina an'i Madagasikara. Ny lalao atao eto izany dia tour de Madagascar dia ho hitantsika hoe firy andro no ho vita ilay iz... tohiny
novalian'i pitchou ny 14/03/2005 11:26
hery ( 24/02/2005 13:02)
Manahoana ee, manasa hisakafo eee
Mifindra kely indray isika. Inoako fa toa izao daholo ny ankamaroan'ny ambanivohitra ao Madagasikara. Rehefa tonga amin'ny toerana hafa (Renivohitra na andafy) dia miova tanteraka ilay fomba. Ny an... tohiny
novalian'i majakely ny 25/02/2005 08:34
booboo ( 24/02/2005 09:15)
ndao hilalao aby
Ndao lalao hanalana azy fotsiny Zao ny fandehany: Mametraka fanontanina 2 zà dé mamaly ireo fanontaniana ireo zé mamaly afarako. Rehefa voaviliny ny fanontanina dé mametraka fanontanina 2 ... tohiny
novalian'i kaiah ny 22/06/2005 18:10
Fanja1 ( 24/02/2005 08:53)
Console de jeu Microsoft Xbox!!!!!!!!
14,1 millions de cordons d'alimentation électrique pour console de jeu Microsoft Xbox, dans le monde. Pour l'Europe, seuls les cordons des consoles fabriquées avant le 13 janvier 2004 sont concerné... tohiny
novalian'i bibioul ny 16/06/2005 06:58
hery ( 24/02/2005 08:23)
Izahay koa mba... : fika vaovao
Atahorako ho lasa fika vaovao hanambakana vahoaka indray amin'izao fotoana izao ilay hoe [i]Izahay anisan'ny nanohana an-dRavalo tamin'ny fifidianana... fa izao leo[/i]... Aiza moa ny porofo amin'izan... tohiny
poety ( 24/02/2005 05:41)
tsy hita e!
Ra hendry enao Ravalo De fohano ny dahalo S'ty olana ara-bary Mamono toa mosary Ny lalana amboarina Saingy sasatra manarina Vita tandrametaka Misy rano de miepaka Enao miseho ho bokona Ma... tohiny
novalian'i hery ny 30/08/2005 21:54
intelligenzia ( 23/02/2005 12:57)
Terrorism
Misy endriny roa karazana ny terrorisma hita teto Madagasikara dia ireto avy 1) Terrorisma asa fa tsy kabary: fanapoahana tetezana sy lalana, barazy 2) Terrorisma misoko mangina miampy taim-bava... tohiny
novalian'i cutie ny 18/03/2005 19:42
eisy ( 23/02/2005 11:54)
Firy no coeffn'ny taranja "Lainga be" ao amin'ny Science Pol
Misy taranja lainga tokoa ve ao amin'ny Science Politique matoa mahay mandainga be daholo ry lerony ireo e!.Sady mety ho ambonimbony ny coeff sa ahoana? eritreritry ny tsy nandalina tao io ka asa na ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2005 21:54
intelligenzia ( 23/02/2005 11:20)
Aleo TSY mifanehatra
"aleo mifanena amin'ny [b]mpamosavy [/b]toy izay mifanena amin'ny [b]mpandainga[/b]". Voaporofo io tamin'ny fifidianana ka samia mizaka ny vokany (raha mahazaka) Aleo tsy mifanena amin'olon-dratsy... tohiny
booboo ( 23/02/2005 10:14)
tafita @ fiainana
Inn aminareo no atao hoe tafita @ fiainana. Refa nandinika zà dé ny ankamaroan'ny oul miteny aby oe refa nahavita fianarana bacc + taona maro tsy haiko, manana asa sahaza an'iny, mandray karama arak... tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 17:09
eisy ( 23/02/2005 08:52)
Ato ve mbola misy tsy mino an'Andriamanitra?
De za zany lasa saina ihany hoe ato anaty kozikozy malalaka be ato ve misy namana mbola tsy mino na mandà ny fisin4andriamanitra? satria aho mahafantatra namana hafa izay tsy ato de minia ny handa ny... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/04/2005 04:14
Ramaso ( 23/02/2005 04:58)
"jeren'i jesosy"
fa tena nisy mpangalatra wa zany tafiditra tao @ ty tranonn'ity kof'boy anakiray de niodikodina tao @ salon lery efa manomana ny fika anaovana ny operation we ty lo ny tele no petahana de ty ny cha... tohiny
novalian'i xxx ny 13/04/2005 15:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.8772