hodi-tava mandimandina

1. bichette ( 25/02/2005 08:59)

Inona no produits tena tsara ho an'ny hodintsika malagasy ? manala mony, manala ny mibontsibontsina sns ? inona ny marque ?
novalian'i rurik ny 09/09/2005 12:04
2. markus ( 25/02/2005 12:00)
bichette:


Inona no produits tena tsara ho an'ny hodintsika malagasy ? manala mony, manala ny mibontsibontsina sns ? inona ny marque ?



Ny produit tena trara @ hoditra malagasy : FANJAKA (zvt vita avy @zava-maniry "KATRAFAY " aty antsimo .

Nahitsin'i lanto
novalian'i markus ny 25/02/2005 12:38
3. booboo ( 25/02/2005 13:36)
ny anà Yves Rocher, " masque 3 min " reny. Dé zay ihany.
4. kally ( 25/02/2005 14:05)
Voasary makirana,concombres,tantely..
5. chipie1 ( 25/02/2005 14:11)
ary iza no mampiasa masonjoany ?
isanandro ve njy ry booboo no manao anio ? :lol:
6. booboo ( 25/02/2005 14:22)
=)) =)) aaa kah =)) =)) iny ndray no tsy hitako
7. kally ( 25/02/2005 16:53)
Masonjoany tsara @ voalohany fa tsy azo ampiasaina ela na matetika fa mahamaina hoditra be.
8. cutie ( 26/02/2005 01:24)
Avela @ zao akia bichette a. Afaka ho azy anie reny e.
Tsy manao zavatra mandreraka fotsiny njy.
:-*
De matoria tsara.
9. tattiea ( 26/02/2005 07:25)

:lol:

salut,

miankna am hoditry ny tsirairay ihany e, tandremo manao zvt tsy tokony ampiasainafa manimba endrika an,
mirary soa daôly ,

tattie
10. watafon ( 26/02/2005 10:15)
Slt daôly alou e!
ny tena marina ange d samy manana ny hodi-tavany na samy gasy aza e! misy le atao hoe peau sèche, d misy koa atao hoe grasse ary misy nefa normale; fa ny tiako lazaina d zao e : tsara maka torohevitry ny esthéticienne na dermatologue vao mampiasa produit e!
any aminay any atsimo any moa zany de hoditra hazo na voamadilo io no kikisan'ny vehivavy atao masonjoany fa toa mety ihany k !
11. booboo ( 26/02/2005 10:21)
ié manontania esth. na dermato. klou. Sô maika pire eo hihihihihihi
12. bichette ( 02/03/2005 07:24)
misaotra amin'ny sosokevitra
fa en general, ny fampiasanareo ka hitanareo fa tena mety kay mba inona
13. Iriniaina ( 02/03/2005 08:09)
ny anahako zao sasana aminy lait de toilette "vittel" isamaraina dia alohany atory koa
14. bichette ( 02/03/2005 08:21)
iriniaina > dia mety tsara amindry ve aky ?
15. Iriniaina ( 02/03/2005 08:24)
ié mety aloha e! sady tiako ny fofony :-P
16. bichette ( 02/03/2005 08:27)
iriniaina > rehefa miteny indry hoe mety, mety ahoana ? malamalama sy tsara ve ny hoditra ? dia manao creme ve indry avy eo ?
:-*
17. Iriniaina ( 02/03/2005 08:30)
madio malamalama ,ny anahako manko somary maina ny hoditro dia tsapako mandina ilay izy , tsy manao creme ka , zay fotsiny dia mety amiko , misy eau de toilette afaka ampiarahana aminy sinon rano matimaty dia efa mety. :-*
18. bichette ( 02/03/2005 08:40)
merci aky Iriniaina a
19. Iriniaina ( 02/03/2005 08:45)
de rien bichette
20. rurik ( 07/03/2005 14:28)
Ary mba ahoana no hevitrareo @ pandalao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2993