Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rurik, milahatra araka ny daty
rurik ( 29/07/2011 10:22)
billet avion
Manahoana daholo ! hono hoa aiza angaha no ahitana billet avion mora amizao ? Misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i rurik ny 31/07/2011 12:19
rurik ( 25/06/2011 17:02)
fauteille roulent
Manahoana daholo! saika mba hanotany kely anie azafady sao mba misy olona na mahalala olona mivarotra fauteille roulant anie azafady e? aty madagascar no itadiavako misaotra betsaka.... tohiny
rurik ( 13/02/2009 11:00)
fandefasana vola @bank
Manahoana daholo hono hoa, saika mba hanotany hoe ahoana ny fomba fandefasana vola @ bank any mada raha mba misy manalala. za de manana ny nim de nasaiko nakany @ bank ry zareo naka ilay cod... tohiny
novalian'i roxanaha ny 23/02/2009 13:06
rurik ( 19/11/2008 14:20)
fanotaniana manitikitika ny saina
Manahoana daholo , hono oa ry namana naheno t@ olona aho oe azo atao hono ny manahena taona , izany oe raha 26 taona ohatra de ahena atao 20 taona de mba marina tokoa ve zany? raha marina de aiza no ... tohiny
rurik ( 02/09/2008 08:04)
namana taloha
manahoana daholo mba lasa ny saiko omaly , hono wa maninona angaha raha mba asiana pejy hitadiavana havana na namana taloha eto @ serasera , matetika mieritreritra namana taloha tsy hay oe aiza i... tohiny
novalian'i ni81 ny 02/09/2008 20:14
rurik ( 02/09/2008 07:52)
Dokotera mba mahay
Manahoana daholo mba misy fanotaniana kely , Misy havako any mada tsy salama lava de miha mahia fona de masaka fona koa ny vavany , de ny fanotaniana mba saika apetrako mba aiza no misy dokotera ... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/09/2008 16:01
rurik ( 30/08/2008 08:51)
fanaovana cacapizon
Manahoana daholo , efa hitako teto ty fanotaniana ty nefa de nijery aho izao efa voafafa angamba , mba saika hangataka fomba fanaovana cacapizon. mba te hikarakara tsakitsaky maivana toin'ny samo... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 16:51
rurik ( 12/03/2008 16:02)
boite a musique
za zany manamboatra kilalao peluce de mitady le musique ohatra we feona zaza na hira ilay ataondry zareo ao anatin'ny peluce reny sao mba misy mahalala we aiza no ahitana an'ireny ? ohatra we le si... tohiny
novalian'i rurik ny 15/03/2008 08:53
rurik ( 17/01/2008 07:53)
fahalafon'ny fandefasana entana
Asa raha mba ohatran'ny ahy ianareo fa mandinika aho de toa tena lafo be daholo izay zavatra atao mba hifandraisana, na hanampiana an'i madagascar, resaka telphone, fandefasana entana, raha mahit... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/07/2008 19:17
rurik ( 16/01/2008 12:30)
entana mihoatra lanja
Dia faly miarahaba anareo rehetra. Misy fanotaniana kely mba saika apetrako . Hono hoa raha mitondra entana makany mada ka mihoatra ny lanjany de eo @ ohatrinona par kg no aloha eo @ airoport? ... tohiny
novalian'i rurik ny 27/01/2008 16:08
rurik ( 12/10/2007 20:51)
AMADEX
Manahoana daholo sao mba efa nisy nampiasa ity AMADEX ity nareo kay ? fandefasana vola na fanomezana ho any avana any mada. asa na ahoana ny fahitanareo azy ty, aleo manotany toizay manaonao fon... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/03/2008 12:49
rurik ( 31/08/2007 13:32)
fanakelezana sary
Hono wa ry reto efa nanotany teto aho fa tsy mety haiko mihintsy . ahoana angaha no atao ahafahana manakely ilay sary mampiditra aho fa tsy mety angamba mavesatra loatra. dia misaotra anareo mial... tohiny
novalian'i rurik ny 05/09/2007 22:01
rurik ( 14/08/2007 18:10)
zavatra mahalasa saina
Manahoana daholo saika mba hanotany aho ry namana fa misy zavatra mampieritreritra ahy Misy mail tonga fona @ mail ko dia milaza fa za hono nahazo t@ LOTERIE AMERICAINE DE MICROSOFT dia misy v... tohiny
novalian'i rurik ny 17/08/2007 12:20
rurik ( 11/06/2007 07:35)
Momban'ny maso
Manahoana daholo , saika mba hanotany we ry namana efa nandeha teto ty fanotaniana ty fa efa voafafa dia tsy hitako tsony. aiza angaha no misy dokotera afaka mitsabo maso we mba tena mahay ao madaga... tohiny
novalian'i rurik ny 19/06/2007 08:33
rurik ( 04/06/2007 08:10)
momba ny ps
Manahoana daholo asa na eto no tokony hampidirirako ity na tsy eto fa izao Niditra tany @karajy aho dia misoratra eo fona we soloy ny solonananranao fa efa misy tompony dia gaga aho. asa na azo a... tohiny
rurik ( 20/03/2007 16:15)
tsaramaso
Manahoana daholo, saika mba hanotany izay mahalala rehefa feno viry volana angaha ny zaza vao afaka mihinana tsaramaso . Maro manko ny milaza fa mankaharary kibonjaza hono ny tsaramaso. Misao... tohiny
novalian'i rurik ny 26/03/2007 09:59
rurik ( 12/03/2007 10:23)
asa tanana
saika mba hitady fanapiana kely, asa raha mba misy mahalala we tsena (Magasin) inona no mety ahitana le plastika fanenjanana kaskety reny . Misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i rurik ny 13/03/2007 16:34
rurik ( 18/01/2007 14:24)
Mbola le net ihany
hono wa ry reto sao mba nisy efa nampiasa ity sit ity nareo?? dia ahoana no fahitanareo azy ty? misaotra betsaka. http://www.MondialProx.com... tohiny
novalian'i rurik ny 19/01/2007 09:39
rurik ( 16/01/2007 14:35)
telephone
Ahoana anga ny fiheveranareo ity tel IRADIUM toa mora nefa mapatahotra ve.jereo ange eto e http://www.IRADIUM.fr... tohiny
novalian'i mariah ny 08/02/2007 22:06
rurik ( 11/12/2006 09:57)
saika mba hanotany dokotera mpitsabo maso
Asa raha misy eto madagascar ny dokotera afaka manitsy mason'ankizy < gila > le fijery tsy mahitsy no tiko tenenina,raha misy mahalala dia mba omeo ny adresy na ny n°telephone azafady . Misaotra b... tohiny
novalian'i rurik ny 13/12/2006 15:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3879