entana mihoatra lanja

1. rurik ( 16/01/2008 12:30)
Dia faly miarahaba anareo rehetra. Misy fanotaniana kely mba saika apetrako .
Hono hoa raha mitondra entana makany mada ka mihoatra ny lanjany de eo @ ohatrinona par kg no aloha eo @ airoport?
Dia misaotra betsaka.
novalian'i rurik ny 27/01/2008 16:08
2. xxx ( 16/01/2008 12:53)
misy milaza hoe 6 euro, misy anefa milaza fa lafo be 30 euro. Raha sendra ny mba tsy sarotiny aloha raha mihoatra kely tsy manahy nefa ataovy juste ihany e. Raha manana izany billet ethnique izany hono toa mahazo mitondra 40 kg ny eo Milan-Tana ??:roll::cry:
3. ravakamalala ( 16/01/2008 14:07)
corsair zao tam fevrier tam herintaona, nihoatra 7 kg dia nandoa 56 euros.
4. veromahefa ( 16/01/2008 14:20)
14 Euros/kg no voalaza ao am site web Corsair
5. rurik ( 17/01/2008 07:46)
Raha mandinika aho de alao ihany mandanja entana alohan'ny ialana fa sao tratran'ny 30euro ny 1 kg satria na lafo na mora raha tsy misy panatitra ohatra de tsimaintsy aloha.sady mety manararaotra koa ry zareo @ io angamba:lol:
fa na 14 euro lafo ihany ka. arakarakin'ny valeurn'ny entana aloha e.
6. fahamarinana ( 17/01/2008 14:06)
:arrow:aleo ry reto manao lanja juste dia mandefa fret à coté fa ilay vola anie tena mazana be ny hamoaka azy iny départ iny e,nefa raha sur place koa vao hanalàna toa hanahirana be ihany .
Misy tarif ethnique tokoa dia mahazo 40kg,air mad sy air france aloha no efa nahitàko azy fa mila anontaniana koa ilay izy fa ry zareo tsy mi-propose avy hatrany.(l)
7. rurik ( 18/01/2008 16:01)
tsara ho fantatra aky izany , misy namako lasa any de we ny vadiny vazah mahazo mitondra 30 mo sa35 kg de le ramatoa 40 kg tsy mitovy koa kay ny entana ho entina raha gasy sy vazah :lol::lol::lol:mampiomehy fa izay le izy.
8. fahamarinana ( 18/01/2008 16:57)
:arrow:ka izay no maha-tarif ethnique azy amin'ny maha-malagasy antsika e.(l)
9. rurik ( 27/01/2008 16:08)
ie marina zany aky :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2714