boite a musique

1. rurik
(
12/03/2008 16:02)
za zany manamboatra kilalao peluce de mitady le musique ohatra we feona zaza na hira ilay ataondry zareo ao anatin'ny peluce reny sao mba misy mahalala we aiza no ahitana an'ireny ?
ohatra we le sitena magasin inona no ahitana azy.
dia misaotra mialoha.
ohatra we le sitena magasin inona no ahitana azy.
dia misaotra mialoha.
novalian'i rurik ny 15/03/2008 08:53

2. comptezo
(
13/03/2008 17:04)
Any andravoangy na beoririka re mety misy:lol::lol::lol::lol::lol::lol:

3. rurik
(
14/03/2008 09:31)
hi hi hi izany an misaotra anao ihany aloha namaly fa na izany aza tsiky dia ampy:lol::lol::lol::lol::lol: