fandefasana vola @bank

1. rurik ( 13/02/2009 11:00)
Manahoana daholo hono hoa, saika mba hanotany hoe ahoana ny fomba fandefasana vola @ bank any mada raha mba misy manalala.
za de manana ny nim de nasaiko nakany @ bank ry zareo naka ilay code BIC sy IBAN fa de tsy mety fona . Ny fanotaniako de eo @ firy eo ny isan'ilay code BIC de le IBAN de ahoana ny andaharana azy ireo miaraka @ ilay nim de conte.
Misaotra mialoha izay afaka mba manazava kely .
novalian'i roxanaha ny 23/02/2009 13:06
2. Lejoba ( 13/02/2009 16:06)
ilay IBAN iny mitovy @ ilay numéro lava be aty misy code banque sy code guichet ets. Maka formulaire de virement international any @ banque dia afaka fenoina any raha tsy mahay.
Avy eo iny hita débité ao @ compte miaraka @ frais sy taux de change.
Fa tsy ahazoana firy io fa alefaso Madachange
Raha tsy hoe volabe angaha no alefa
3. Tazana ( 13/02/2009 19:07)
Ary maninona tsy atao amin'ny emadex na western union? Ireny haingana sady tsotra!
4. rurik ( 15/02/2009 10:53)
Ie marina tokoa zany refa nieritreritra aho de io haingana sady tsotra , le EMADEX za aty belgique aty tsy mbola misy .
Misaotra ny torohevitra.
5. roxanaha ( 23/02/2009 13:06)
western union no pratique kokoa!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9933