Manahoana daholo hono hoa, saika mba hanotany hoe ahoana ny fomba fandefasana vola @ bank any mada raha mba misy manalala.
za de manana ny nim de nasaiko nakany @ bank ry zareo naka ilay code BIC sy IBAN fa de tsy mety fona . Ny fanotaniako de eo @ firy eo ny isan'ilay code BIC de le IBAN de ahoana ny andaharana azy ireo miaraka @ ilay nim de conte.
Misaotra mialoha izay afaka mba manazava kely .
ilay IBAN iny mitovy @ ilay numéro lava be aty misy code banque sy code guichet ets. Maka formulaire de virement international any @ banque dia afaka fenoina any raha tsy mahay.
Avy eo iny hita débité ao @ compte miaraka @ frais sy taux de change.
Fa tsy ahazoana firy io fa alefaso Madachange
Raha tsy hoe volabe angaha no alefa