fanaovana cacapizon

1. rurik ( 30/08/2008 08:51)
Manahoana daholo , efa hitako teto ty fanotaniana ty nefa de nijery aho izao efa voafafa angamba ,
mba saika hangataka fomba fanaovana cacapizon.
mba te hikarakara tsakitsaky maivana toin'ny samosa, voanjo, nem sns de io no tsy haiko ka raha misy afaka manampy de misaotra anareo sahady.
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 16:51
2. ni81 ( 30/08/2008 08:55)
Misy ny sakafo isankarazany ao fa mazotoa mikarakara dia mba hizarao kely fotsiny

http://admdijon.oldiblog.com/?page=articles&rub=21712
3. rurik ( 30/08/2008 10:33)

ni81:

Misy ny sakafo isankarazany ao fa mazotoa mikarakara dia mba hizarao kely fotsiny

http://admdijon.oldiblog.com/?page=articles&rub=21712



Misaotra betsaka aky aza manahy fa tandrmo fotsiny sao tsy afaka refa tonga ny fanasana hihinana :lol: :lol: :lol: misaotra de mazotoa koa ianao.
4. rurik ( 30/08/2008 10:38)
vao nijery aho tonga de mia miam be daholo no hitako tao , misaotra betsaka. :-* :-* :-* :-* :-* :-*
5. haritianah ( 30/08/2008 23:56)
nenah refa manao kpigeon de ;farine,atody,menaka,sira,rano .
Atao anaty koveta kely ny farine, vakiana ao antiny ny atody,arotsaka ny menaka,afangaro tsara aloa ireo de ny rano atao matimaty ary asiana sira izay mety hahasira ny patte.Aveo arotsaka tsikelikely ao @ farine+atody+menaka mandra pahazoana patte mariritra azo volavolaina.Tandremo ts aledaka ny patte.
Refa azo ny patte dia avela ijanona 1h aloa.Aveo fisahana @machine kkpigeon.Refa mahazo patte fisaka manify dia avela kely aloa 5mn eo ambony sahafa na plateau(rarafo farine ny plateaux aloa mb ts ifoletaka @ plateau), aveo vao ahodina @ machine kkpigeon @ zay reglage tianao anaovana ny habeny.
Hafanaina hafana tsara ny menaka arotsaka ny kkpigeon manta ao anty menaka mahamay tsara avela itsoboka kelikely ao @ menaka mamay dé ingahana @ sotrobé laodaoka aloa de averina ao anty menaka indray.
Avadika kely dia masaka.Mila kitakitana si non may.
Azo asiana fromazy, na sakay na kary koa ho an'izay tia an'ireo.Azo asiana ronono kelikely koa apalefaka ny kkpigeon tsara refa manafangaro azy manta iny.
6. rurik ( 31/08/2008 07:30)
misaotra aky fa tena mazava tsara le fanazavana, de hanandrana anao fa tongava hihinana refa vita an .
7. fahamarinana ( 31/08/2008 08:22)
haritianah:
Azo asiana fromazy, na sakay na kary

:arrow::-D naika torana aho fa namaky hoe kary fa tsy kary gasy... (l)
8. haritianah ( 31/08/2008 12:36)
rurik; tsis fisaorana aky à ary msotra nanasa é.
NB fotsiny, zà manao kkpg ts mapiasa levure satria ny ilana levure dia mba hampibotsona ny zvtr hatao nefa ny kkpg ts ilana ibontsina donc zan ts tokony asiana levure.

Fahamarinana ; tandremo ndray sao torana eo an ka ho sahirana eto zahay, fa teny gasy anie no atao é de kary zany. Tsy misy y misy tsindripeo tsinona de navela @ zao.hihihihihi
9. rurik ( 01/09/2008 15:00)
fahamarinana:

haritianah:
Azo asiana fromazy, na sakay na kary

:arrow::-D naika torana aho fa namaky hoe kary fa tsy kary gasy... (l)



hi hi hi fahamarianan koa manapatsinay, tonga de ohatran'ny itako le lohana kary be hi hi hi mivandravandra =)) =))
10. fahamarinana ( 01/09/2008 15:32)
:arrow: ka pindy be hamaky fa tonga teo amin'ilay kary dia kenda...dadany koa anie ilay teny gasy ndraindray e('HS kely ) (l)
11. mangabe ( 02/09/2008 09:52)
rurik:

Manahoana daholo , efa hitako teto ty fanotaniana ty nefa de nijery aho izao efa voafafa angamba ,
mba saika hangataka fomba fanaovana cacapizon.
mba te hikarakara tsakitsaky maivana toin'ny samosa, voanjo, nem sns de io no tsy haiko ka raha misy afaka manampy de misaotra anareo sahady.



kakapizon..miam miam!indrindrindra miaraka @ ilay chips be menaka nefa pur ovy iry........! :oops:
12. jujul ( 03/09/2008 07:04)
miompia pizon ry se! de omeo sakafo matetika izy , mino aho fa tsy maitsy misy kaka pizon refa avy eo! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-P
13. fahamarinana ( 03/09/2008 11:37)
:arrow: :roll: :roll: :roll: (l)
14. rose4u ( 19/10/2008 10:32)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org
15. arialy ( 20/11/2008 11:52)
:D :D :D iza ndray io diso lalana io?
16. fahamarinana ( 20/11/2008 11:54)
:arrow: :-D :-D i raozy kely,maty aho oah !!! (l)
17. ni81 ( 20/11/2008 11:57)
:°) :°)
18. rurik ( 20/12/2008 18:04)
hi hi hi za ko mba gaga ataoko fa teny gasy de novakiko de tsy haiko ny dikany.
misaotra ihany aloha @ le resety fa tena ilaina amizao fety izao
de manaova fety sambatra daholo .
19. lemurbaby ( 24/01/2010 16:51)
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/u/0/pqS_wMChDIA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4159