fahalafon'ny fandefasana entana

1. rurik ( 17/01/2008 07:53)
Asa raha mba ohatran'ny ahy ianareo fa mandinika aho de toa tena lafo be daholo izay zavatra atao mba hifandraisana, na hanampiana an'i madagascar, resaka telphone, fandefasana entana,
raha mahita ny zavatra ariana fotsiny aty aho de mandinika we ireny izao raha any mada mba efa afaka hanampiana olona nefa alefa le izy lafo loatra.
na mijery ny telephone par enternet aza dia jerena ny fidin'ny fitelephonena ny madagascar ao anatin'ny lafo.
Asa manambola ve ny malagasy sa fanararaotana , sa .....
novalian'i bazylou ny 26/07/2008 19:17
2. fanantenana2003 ( 17/01/2008 08:59)
za koa retsy dia mba gaga koa mieritreritra zany mihitsy aho matetika
3. yonikafopl ( 17/01/2008 10:13)
ohatran'ny any Dago ihany io akia ry rurik a, lafo be doly izay atao any, ny telephone, ny fandefasana DHL mivoaka ivelany, ny western union mou tsy mbola mahazo manddefa vola mivoaka fa dia tena lafo ny mandefa vola any Dago, any amin'ny firenena hafa ngefa mora, fa ilay izy resiprok ngamba asa kalou
4. rurik ( 17/01/2008 13:27)
ka izay manko no nahalasa ny saiko, de ny tena hitako we tsy normal ko de mandefa entana avy aty mandoa vola de avy any de mbola mila mandoa vola koa le pandray ilay entana vao afaka maka ny entana, izany mandefa vola@poste izany mo de aoka fotsiny, tsy manambola ianao matoa ny avanao mandefa vola nefa de mandoa vola aloha vao afaka mandray ilay vola, asa raha mety we omeny aloha le vola de avy eo mandoa ny sarany, nefa na izany aza ny mpandefa efa mandoa de ny pandray mbola mandoa ihany ko. fanararaotana be vava be zao.
5. rurik ( 17/01/2008 13:30)
yonikafopl:

ohatran'ny any Dago ihany io akia ry rurik a, lafo be doly izay atao any, ny telephone, ny fandefasana DHL mivoaka ivelany, ny western union mou tsy mbola mahazo manddefa vola mivoaka fa dia tena lafo ny mandefa vola any Dago, any amin'ny firenena hafa ngefa mora, fa ilay izy resiprok ngamba asa kalou

salut aky njy , ela tsy hita.
hum ny mandefa entana avy any mada makaty ivelany ve aky ,hum tena tsy toko tsy forohana angamba.:-*:-*:-*:-*


6. ni81 ( 17/01/2008 13:42)
Raha toa ka afaka miandry 10andro ny havana any dago dia aleo alefa poste ny vola e! ny saram-pandefasana dia 7 euros fotsiny fa ny fetran'ny vola azo alefa amin'io no tsy haiko.
7. fahamarinana ( 17/01/2008 14:01)
:arrow:misy fandefasana vola iray koa ao paris ...http://www.madachange.com... fa ny mety hanahirana dia ao 67ha no alaina ny vola fa toa mbola tsy misy any province.Za aloha mahita hoe antonony satria tsy nandoa frais fa ilay taux no omeny dia zay sady rehefa mandray ilay vola ny any dago dia misy code etc..toa ny western union ihany fa ca va.Manana fandefasana entana koa izy ireo fa mbola tsy nandefa tao aho aloha ka tsy haiko ny prix,etc...http://www.transport.madachange.com... (l)
8. rurik ( 18/01/2008 15:13)
ni81:

Raha toa ka afaka miandry 10andro ny havana any dago dia aleo alefa poste ny vola e! ny saram-pandefasana dia 7 euros fotsiny fa ny fetran'ny vola azo alefa amin'io no tsy haiko.

Ianao milaza fa 7euro fotsiny fa rehefa maka azy ny ry zareo any dia mandoa vola koa hangalana ilay vola, ka kotio tsara sao mety ihany le west izay no mahakamo @ poste.


9. ni81 ( 18/01/2008 15:26)
Raha vola alefa dia io 7euros lazaiko io no sarany dia tsy mandoa intsony izay mandray azy ao @ postes, fa raha entana dia ampandoaviny kah! sady miovaova araka izay maha-diavolana ny sain'ny mpiasan'ny paositra ihany koa io.
10. rurik ( 18/01/2008 15:54)
fahamarinana misaotra aky fa @ firesahana toizao no ahafantarana zavatra maro ,le EMADEX koa hono fa mbola tsy nandefa aho aloha e . western union no natokisako indrindra de io fona no fandefasako,
be loatra le arnaka de aleo ihany mitandrina.
andraso we aky mba jerena io nolazaindry io.:-*:-*
11. rurik ( 18/01/2008 15:58)
io le maampalahelo ao madagascar , izay mba manana toerana dia manambonimbony tena ka te handidy ny rehetra ,izay mahadiavolana ny sainy no ataony arakin'ny teninao, mampalahelo fa fa izay le toetsaina miraviravy.
dea tsy mandoa tsony zany rehefa tonga any ?
asa aloha fa raha ny fitadidiko de toa nandoa vola aho naka ny volako tao @ poste fa efa lea aloha e asa raha niova na toizany fa manararaotra ny tsy fahaizako sy zareo.
12. fahamarinana ( 18/01/2008 16:55)
:arrow:ilay madachange aloha tsy mandoa intsony e,za mahita aloha fa ilay west tena lafo e fa zany hoe taloha moa io no mba haingana sy sur.(l)
13. rurik ( 27/01/2008 16:10)
ie lafo fa atokisana , fa ho jerena aky io :-*
14. ainaheri ( 02/02/2008 16:38)
Ny west ndray arakaraka ny alefanao,ra kely ny alefanao d b ny sarany fa raha matevina :D mihena lery
15. kantokoely ( 12/02/2008 19:06)
alefaso amin'i rojo e nenà kaloungany hatramzay mbola tsy nisy very zany taminazy e sady tonga de ateriny any atranonay any dago mahintsiny hono kou! dia za mandoha vola foutsny=D=D=D
16. rurik ( 12/03/2008 15:58)
rojo tsy azoko fa iza le rojo???
17. kantokoely ( 06/04/2008 20:48)
azafady fa zao vao hitako lay valin-kafatrao an!
Andraso aloha ho hazavaiko anao an! tsy manao pub aho akory fa juste mamaly ny fanonatanianao i rojo an! dia olona mpandefa entana mankany Dago sy eto paris, paris makany dago 13 euros ny kg ary ny avy any tanàna makaty paris an 10 euros ny kg
io olona io an! azo resahana tsara fa tsy manaikitra akory sanatria ny vava mifanaraha tsara aminy aloha alohan'ny andefasanao ny entana fa toa be dia be manko ny manala baraka azy io hoe mangalatra e sns ts haiko tsouny fa ny ahy aloha hatramzay dia tonga 100% foana ny entako 2 taona zay no niharahako niasa tamin'io rojo io fa hatram'zao mande tsara
any dago tsy misy resa bola tsoun fa ianao aty no mi regler ny rehetra
raha mi intérresé anao dia omeko anao ny num ny.
dia misaotra indrindra ary mandrapitafa ndray ô!
18. bazylou ( 26/07/2008 19:17)
Ie izaho koa aza izao depuis 2005 nonandefa taminy fa tsy nisy nipika na fanjaitra 1 aza.
TSy misy mandoa vola izany any MAda ny azy fa livraison à domicile, .
13euros tout comprit, ( douane, transport, ...).
Indray mipoaka dia vita e.
milay io.
ity ny numerony , 06 42 85 76 26, Rha tsy diso aho dia eo ampanaovana site vaovao hon izy fa misy service maro ataony amin'ity taona ity.
=D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2828