AMADEX

1. rurik ( 12/10/2007 20:51)
Manahoana daholo
sao mba efa nisy nampiasa ity AMADEX ity nareo kay ?
fandefasana vola na fanomezana ho any avana any mada. asa na ahoana ny fahitanareo azy ty, aleo manotany toizay manaonao fona.
Ny tiko tenenina dia we mba azo atokisana ve?
novalian'i bazylou ny 24/03/2008 12:49
2. Herimiafina ( 12/10/2007 20:58)
EMADEX sa AMADEX, EMADEX no mba hany fantatro tsinona, fa akama fahiny no ao, toa azo itokisana kah, ny saran'ny fandefasana fotsiny no jereo raha mety aminao!
http://www.emadex.com/

Mazotoa e! :^):@
3. sipagasy ( 13/10/2007 06:27)
mety azo itokisana kann, ny ahy ny mahazatra ahy aloha dia ny mondialprox ihany e!!:-*
4. rurik ( 13/10/2007 15:11)
sipagasy ay za ko manko efa nijery an'io fa matahotra aho dia mbola tsy nanao , itandry ihany manko ty resaka net ty,
misaotra betsaka aky an:-*:-*:-*:-*:-*dia mazotoa eeeeeeeee
5. hajasitraka ( 02/11/2007 22:09)
ilay DEX toa tsy misy societe akory fa sity fotsiny, izany hoe mahay sary kosa aloa ilay niezaka nanao ny tranonkala e, raha tena mila garantie aloha indry momban ny entana dia i mondialprox no efa nandramako e. Faly ery ny fianakaviako niantsena tao amin'ilay jumbo score alohan'ny fivoriam-pianakaviana sady efa roa toana izy no nanao io rahara io
6. bazylou ( 24/03/2008 12:49)
rojo imp exp ihany no ady eo e!! mbola milay alaviitra noho i emadex io raha resaka colis
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1045