billet avion

1. rurik ( 29/07/2011 10:22)
Manahoana daholo !
hono hoa aiza angaha no ahitana billet avion mora amizao ?
Misaotra betsaka.
novalian'i rurik ny 31/07/2011 12:19
2. diamondra27 ( 29/07/2011 10:35)
rurik: bjr, tsy ampy ilay fangatahana, billet d'avion mankaiza? A/R ve? olona firy?
3. rurik ( 29/07/2011 10:41)
hi hi hi efa te handeha loatra aky de hadino atramin'ny toerana aleha hhi hi hi
any antanana aky an madagascar de zay olona 4 zany hoe ankizy 2 4 de 8 taona ; misaotra betsaka an
diamondra27:

rurik: bjr, tsy ampy ilay fangatahana, billet d'avion mankaiza? A/R ve? olona firy?
4. rurik ( 29/07/2011 10:46)
ankizy 2 no tiako tenenina de 4 sy 8 taona
rurik:

hi hi hi efa te handeha loatra aky de hadino atramin'ny toerana aleha hhi hi hi
any antanana aky an madagascar de zay olona 4 zany hoe ankizy 2 4 de 8 taona ; misaotra betsaka an
diamondra27:

rurik: bjr, tsy ampy ilay fangatahana, billet d'avion mankaiza? A/R ve? olona firy?

5. diamondra27 ( 29/07/2011 11:14)
everiko faho any rome aza , hiiii 98€ manko no hitako mankany ao @opodo
tena raha mankany dago toa tena tsy misy mora intsony izao koa! @ oct akia mandeha an!
6. rurik ( 29/07/2011 11:39)
ka le olana aky le pianatra an , tsy afaka mandeha anelanelan'ny taompianarana, sady za koa anie aky zao no manan vacance de te hanararaotra itako le @opodo fa refa olona 4 de tonga ve aky de maherin'ny 5000 euro be zao .
ndry angaha andeha any Roma???? mijery alohaloha angamba aky ny @ vacance @ eritaona de amizay manararaotra an .
diamondra27:

everiko faho any rome aza , hiiii 98€ manko no hitako mankany ao @opodo
tena raha mankany dago toa tena tsy misy mora intsony izao koa! @ oct akia mandeha an!
7. diamondra27 ( 29/07/2011 15:38)
rurik: am herintaona ataovy avant ny 30juin ny billet de mora fa raha vao miditra ny juillet dia efa haute saison akia a!
ovay ndray akia ny destination a!
any martinique mande e! ao @ hôtel diamant 600€mahery fotsiny ny billet ny olona 1? @izay ndry mahita plage tsara be sy masoandro no milamina ny tanàna saingy tsy mahita fianakaviana , snif snif
8. rurik ( 29/07/2011 16:58)
ka le fianakaviana mihintsy no tina ho hita ko ,
Izay aky le olana aty tsy afaka miala aloha zany volana juin izany anie ny ankizy mbola mianatra e de tsy maintsy le juillet fona vao afaka.
decembre koa toa itako moramora ihany.
fa ohatrinona aky zany juin mora tenenndry zany ??
9. diamondra27 ( 29/07/2011 20:14)
mba any @ 700-800€ any akia a! raha juin

azo atao koa nge akia ny mampiditra ny ankizy hianatra any dago e! le any @ maternelle io aloha an, fa le efa 8 taona tsy fantako na mety na tsia.
Efa nanao io manko aho ka izay no nataoko, afaka nijanona 3mois zahay t@izany, 2mois à l'école de tamatave de 1mois tana, periode noël t@izay, nanao carnaval ry zareo, mardi gras sns, tsy hoe: akory dago dia tsy tsara ny école. Arakaraka ny école misy azy koa angamba.
10. rurik ( 30/07/2011 17:40)
ka tsy mety aky an le zanako any ampianarana tsy miteny francais za anie mipetraka aty belgique e
diamondra27:

mba any @ 700-800€ any akia a! raha juin

azo atao koa nge akia ny mampiditra ny ankizy hianatra any dago e! le any @ maternelle io aloha an, fa le efa 8 taona tsy fantako na mety na tsia.
Efa nanao io manko aho ka izay no nataoko, afaka nijanona 3mois zahay t@izany, 2mois à l'école de tamatave de 1mois tana, periode noël t@izay, nanao carnaval ry zareo, mardi gras sns, tsy hoe: akory dago dia tsy tsara ny école. Arakaraka ny école misy azy koa angamba.

11. diamondra27 ( 31/07/2011 10:16)
fa teny anlglisy ve zany e! ampidiro any am école manao teny anglisy e! raha ny fahazoako azy nge de oe refa tapaka tsy misy suite fotsiny no tsy mety ,anontanio tsara e!
raha tsy zany de miandry am herintaona zany koa, mirary mba ho samy salama tsara daholo ny fianakaviandry @izany, zay fa bon dimanche akia a!
12. rurik ( 31/07/2011 12:19)
Manahoana aky , non miteny flamand fa na izany aza tsy lasa any é ty taona ty fa @ eritaona de mividy billet alohaloha angama . bon dimanche anao koa de mirary soa an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.142