hodi-tava mandimandina

21. rurik ( 07/03/2005 14:31)
Mampiasa an'io aho dia mataotra ihany satria tsy haiko tsara na tsara na tsy tsara
22. bichette ( 07/03/2005 15:37)
eny tokoa ry teto,ny produit gasy, misy mampiasa en permanance ve dia ahoana ny fiatraikany
23. chipie1 ( 08/03/2005 08:42)
fa io ve tsy manala panda fotsiny e? asa aloha :-P
24. rurik ( 08/03/2005 22:23)
maro ny olona any mada manao an'io fa toa mety,ary ny ahy aloha dia madio fa ny fiatraikany no tsy haiko é
25. fijo ( 10/03/2005 23:04)
ka arakarak'ilay hoditra koa io ka.
26. rurik ( 11/03/2005 10:57)
ka inona ary ny zavatra tsy dia misy risika loatra raha sendra mba mahafantatra ianao. naheno mantsy aho fa hoemampisy loadoaka @ tarehy hono any aoriana any.
27. bichette ( 11/03/2005 13:06)
toa produit naturel izy io ka tokony tsy hisy effet secondaire knouh !
28. kally ( 11/03/2005 16:00)
Mahafantatra olona mampiasa pandalao aho fa an-taonany maro izy no nampiasa tsy naninona fa lasa voloina ny tarehy no tsikaritro,sady tena mihoso-menaka mangirana be ange ry reto,tianareo ve?Isaky ny mankany @ ilay olona aho ka mifampiarahaba dia hoy izy menaka be ny tarehiko fa azafady mifandray tanana fotsiny :lol:
29. rurik ( 14/03/2005 18:50)
ka tsy sahiko anie ilay manandranandrana fa tena saropady ny tarehy sao dia simba eo. arakaraka ny fanaovana azy satria izaho tsy manao matetika sady tsy hatao maro koa . ary marina ve fa tsy tsara ny manasa tarehy isan'andro
30. haingou ( 18/03/2005 09:03)
Le resaka pandalao aloha dia tena mety raha eto Dago e. Za manao fa mbola tsy effet aloha h@ izao za koa tsy de hoe ataoko matetika fa 1 ou 2 fois par semaine ihany. Mety aloha ny tarehiko e. Samy manana ny hoditavany tokoa angamba fa somary asiana fangarony kely fotsiny (oh célestoderme pommade) tsy manao akoatr'izay aloha za h@ zao e
31. rurik ( 18/03/2005 09:15)
haingou a ary ahoana ny fanasana tarehy manasa isanandro ve satria maheno aho hoe tsy tsara ny manasa azy isan'andro.ary hainao ve ilay pandalao @ tube tsy@ boaty tahakan'ny taloha ireny,dia mbola mila fangarony ve? :lol:
32. haingou ( 18/03/2005 10:13)
Hitako le amin'ny tube ireny fa lazain'olona tsy tsara ireny de aleko ihany mampiasa le @ le boite mifanarona kely ireny de ireny ihany no ampiasaiko eny e fa na izany aloha dia mila fangarony kely ihany e nefa na tsy misy fangarony koa aza dia mety satria atao kely fotsiny anie ny fangarony e. Le manasa tarehy isan'andro tokoa aloha tsy dia tsara e. Fa ny ahy in2 na in3 isak'herinandro iany no manasa tarehy de rano maty no anasana moa raha asiana savony moa dia savony gasy no anasako azy. Le savony mainty bory² ireny
33. rurik ( 18/03/2005 14:07)
Misaotra betsaka anie ry haingou a tsimaintsy ampiasaiko ihany ilay izy satria tsy misy hafa tsy izay aho izao.dia ho hita eo izay vokany.
34. mounette ( 28/04/2005 14:16)
Andramo koa ny yaourt sy koba vary fa manala ny sala ratsy rehetra @ tarehy, ary manadio azy . Atao alohan'ny hatory d sasao amin'ny rano matimaty rehefa vita .
35. rurik ( 06/05/2005 17:14)
mounette dia ahoana koa no fanaovana io aky?
36. iartistika ( 08/05/2005 16:02)
rurik> njy efa manja kely io ve de mbola hanao an'izany foana eh!
37. bichette ( 09/05/2005 14:23)
haingou > misaotra aky amin'ny torohevitra a ! ilay pandalao izany sasandry amin,ny rano maty izay hanesorana azy miaraka amin'ilay savony mainty2 izany (somary menaka mantsy ilay izy)
38. ari.malala ( 11/05/2005 14:47)
fa le resaka pandalao anie r'ireto toa misy mahery hono dia mandoro hoditra refa ela ny ela ê! sa tsy marina izany? ny ahy zao ny hoditro maina be, tena déshydraté de in no tokony hataoko? tena mahalany rano 1,5l/jours aho, mihoatra aza fa tsy mety ê! tena heno mihenjkana be tiré ny hoditry ny tava de ny tanana sy ny tongotra tena hita ne oe maina sady tsisy aina! mba toroy hevitra r'ireto fa tena kivy be â!

39. sonwin ( 11/05/2005 15:01)
ero-dronono atao isan-kariva..hosorana mifotetaka tsara mihitsy : amin tava io
tanana sy tongotra: :roll:
40. sasa ( 12/05/2005 05:46)
za kou tena tsy mampiasa nin nin am tarehiko nefa sady tsy misy mony za no tsy misy panda; tsy misy pentina mintsy le tarehiko no tsy miketrona kou dia za klou tsy mahay anarana produit izany
sonwin efa nampiasa an'io ve klou elah fa toa tsy azoko antoka mantsy sao dia mivadika orera eo le tarehin'ny sipa ato
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3342