hodi-tava mandimandina

41. bichette ( 17/05/2005 07:33)
sasa > hi hi hi tsy misy atahorana io er-dronono tenenin'i sonwin io fa misy olona fantatro koa manao an'io
42. ari.malala ( 17/05/2005 10:19)
misaotra @ le resaka ero dronono, fa solution permanente ho an'le deshydratation mintsy nge no anontaniako raha misy ê! misaotra mialoha.
43. chipie1 ( 29/07/2005 13:13)
hitako taminy boky indray an ! tamenak'atody 1 dia huile d'olive iray sotro no hatao masque 20 mn
44. Mitiasoa ( 01/08/2005 06:49)
Tsy misy tsara noho ny zavatra naturelle ihany. Ranam-boatabia, cocombre...Ny produits rehefa ela na sanatria tsy afaka mividy intsony dia betsaka ny effets.Sasana tsara @ savony santex dia misotro rano matetika mba tsy ho deshydratés.
45. bichette ( 01/08/2005 08:40)
Mitiasoa > nenà ny tarehy na ny cocombre aza rehefa ahosotra dia sasany refaveo, lasa maina be mihitsy no misintontsintona ny tarehiko
46. fasaly ( 01/08/2005 15:53)
ny ahy ireny l'oréal ireny no fampiasako hatrizay mintsy ary tsy tiko ovaina ny produit satria mety amiko, mampiasa zà ny crème du jour de mampiasa crèe de nuit koa, fa tena bonne mine foana fa vao tsy mampiasa aloha na indray alina aza de hita ny diferansa e! fa aza manovanova produit raha mampiasa fa mila mi traité ireny maharitra vao efficace lay izy. izaho alony faly amin'ilay izy e! dia tsy manasa tarehy amin'ny rano aho raha tsy efa tena hitako hoe mbola te hatory be ny maraina iny fa indrindra ny rano aty ivelany hono be calcaire dia manimba hoditra, fa mety ihany ny mijery héstéticienne marina na deramto. raha hampiasa produit, na manontany any amin'ny pharamcie.
47. fijo ( 04/08/2005 21:58)
maninona anefa raha tsy manao ninoninona
48. Mitiasoa ( 05/08/2005 12:01)
Izaho dia mitovy hevitra @ fijo. Aleo tsy asiana ninoninona, fa raha te hanosotra dia naturelle ihany. Tsy maintsy anefa diovina ny tarehy ka ny savony fampiasa no jerena izay zaka, dia tsy ovaovana.
49. fasaly ( 06/08/2005 09:39)
fijo a:
ka ny vehivavy anie be filirona e!
ka aza omena tsiny e! efa aretina avy any ankibo io
ka manaranaka foana, ny vehivavy natao hietsketsika, tsy mety afa-po, raha misy kosa ve ny hietsehana aleo mihetsika.
50. fasaly ( 06/08/2005 09:43)
bichette:
hihihi! marina izany, mikainkonkaikona be mintsy, aza sasàna savony zany e! manimba tarehy ny savony
na savony natiroaly aza mikaikona foana.
samy mampiasa izay maha-mety azy fa ilay ranomboatabia sns alony tsy efficace amiko e! sady mandomando be de manorisory ahy.
51. fijo ( 11/08/2005 20:55)
nareo sipa wa tena tssssss
52. rurik ( 09/09/2005 12:04)
ka ny anay ve aky ny tarehy gras ka raha sty sasana @savony tena tssssss tsy mety e! hi hi hi hi miteramenaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1569