hodi-tava mandimandina
1. bichette
(
25/02/2005 08:59)
Inona no produits tena tsara ho an'ny hodintsika malagasy ? manala mony, manala ny mibontsibontsina sns ? inona ny marque ?
répondu par rurik le 09/09/2005 12:04
2. markus
(
25/02/2005 12:00)
bichette:
Inona no produits tena tsara ho an'ny hodintsika malagasy ? manala mony, manala ny mibontsibontsina sns ? inona ny marque ?
Ny produit tena trara @ hoditra malagasy : FANJAKA (zvt vita avy @zava-maniry "KATRAFAY " aty antsimo .
Nahitsin'i lanto
répondu par markus le 25/02/2005 12:38
5. chipie1
(
25/02/2005 14:11)
ary iza no mampiasa masonjoany ?
isanandro ve njy ry booboo no manao anio ? :lol:
isanandro ve njy ry booboo no manao anio ? :lol:
7. kally
(
25/02/2005 16:53)
Masonjoany tsara @ voalohany fa tsy azo ampiasaina ela na matetika fa mahamaina hoditra be.
8. cutie
(
26/02/2005 01:24)
Avela @ zao akia bichette a. Afaka ho azy anie reny e.
Tsy manao zavatra mandreraka fotsiny njy.
:-*
De matoria tsara.
Tsy manao zavatra mandreraka fotsiny njy.
:-*
De matoria tsara.
9. tattiea
(
26/02/2005 07:25)
:lol:
salut,
miankna am hoditry ny tsirairay ihany e, tandremo manao zvt tsy tokony ampiasainafa manimba endrika an,
mirary soa daôly ,
tattie
10. watafon
(
26/02/2005 10:15)
Slt daôly alou e!
ny tena marina ange d samy manana ny hodi-tavany na samy gasy aza e! misy le atao hoe peau sèche, d misy koa atao hoe grasse ary misy nefa normale; fa ny tiako lazaina d zao e : tsara maka torohevitry ny esthéticienne na dermatologue vao mampiasa produit e!
any aminay any atsimo any moa zany de hoditra hazo na voamadilo io no kikisan'ny vehivavy atao masonjoany fa toa mety ihany k !

12. bichette
(
02/03/2005 07:24)
misaotra amin'ny sosokevitra
fa en general, ny fampiasanareo ka hitanareo fa tena mety kay mba inona
fa en general, ny fampiasanareo ka hitanareo fa tena mety kay mba inona
13. Iriniaina
(
02/03/2005 08:09)
ny anahako zao sasana aminy lait de toilette "vittel" isamaraina dia alohany atory koa
16. bichette
(
02/03/2005 08:27)
iriniaina > rehefa miteny indry hoe mety, mety ahoana ? malamalama sy tsara ve ny hoditra ? dia manao creme ve indry avy eo ?
:-*
:-*
17. Iriniaina
(
02/03/2005 08:30)
madio malamalama ,ny anahako manko somary maina ny hoditro dia tsapako mandina ilay izy , tsy manao creme ka , zay fotsiny dia mety amiko , misy eau de toilette afaka ampiarahana aminy sinon rano matimaty dia efa mety. :-*