hifaninana amin'i Zoto
1. hery
(
24/02/2005 13:15)
Kilalao kely izy ity... (noforonina androany :-))
I Zoto dia rangahy nihodidina an'i Madagasikara. Ny lalao atao eto izany dia tour de Madagascar dia ho hitantsika hoe firy andro no ho vita ilay izy.
Toa izao ny fitsipika.
Manonona anarana tanàna iray mifandray amin'ilay tanàna voalaza eo aloha ka ny tanjona dia hihodina an'i Madagasikara.
Tanàna mifanakaikikaiky no atao fa tsy dinganina...
Dia lazaina izay tena mampiavaka an'io tanàna io. Tsy dia atao lava loatra. Raha misy sary dia vao mainka tsara.
Tadidio, mihodidina an'i Madagasikara no tanjona.

répondu par pitchou le 14/03/2005 11:26
2. hery
(
24/02/2005 13:16)
Depart : Toliara :-)
1. Tananan'i Toliara
- Faritra atsimo andrefan'i Madagasikara
- Tany mafana sy maina be
- Vezo sy Masikoro ary Tanalana ny mponina tena betsaka ao.
Nahitsin'i hery

répondu par hery le 24/02/2005 14:10
3. ikaretsaka
(
24/02/2005 13:29)
Tsss hery kos'e.. avy any ambany ny natombony!
2. Euh... mahazo manao marathon tonga de...Antsirabe? =))
-Atao koa hoe bira.. somary lavitra an'i toliara
-Malaza @ ovy sy ny legumes, ranovisy, rano mafana, ny kaly amoron-dalana, ny voankazo (indrindra ny paiso sy ny paoma) ary ny posy marevaka (ny any Bira ny posy misy rivotra ohatran'ny an'ny bisikleta sy ny tomobil ny pneu)
-Vakin'ankaratra ny mponina tena betsaka ao
ao ampiakariko aloha ary e:
[b]Morondava[/B]
-Tanana ao avaratra andrefan'i toliary
-Sakalava ny mbonina betsaka any
-Tsara be fanaovana vacances izy taloha fa niha ratsy ny lalana sy ny tanana (miha kahon'ny ranomasina) dia tsy de misy mandeha tsony

répondu par ikaretsaka le 24/02/2005 13:54
4. nirijimka
(
25/02/2005 09:08)
tairo fa miakatra manara-tsisiny ihany isika! ka rehefa afaka ny tsingy de BEMARAH sy BELO sur TSIRIBIHINA dia tonga ao @-dry Voninahitsy J.E.
Maintirano:
Faritry Melaky
Tanana ao antin'ny bikon'i Madagascar.
Bara, Sakalava an'i Menabe, Krao, Antandroy ar metisse karana no ponina maro ao.
Any no misy ny omby betsaka indrindra eto Madagasikara satria misy olona manana 5000 omby mahery any.
Tany mbola tena anjakan'ny dahalo sy ny ody gasy

6. pitchou
(
14/03/2005 11:26)
hery> tsy maty izy fa tapaka ny lalana fa niakatra be hono ny rano nefa izy tsy mahay milomano, moa izy ko tsy nitondra vola hanaramana lakana hampiampita azy ka dia voatery niandry ny rano hidina aloha!
dia mianavaratra kely isika d tonga ao Tambohorano (tsy mandalo any afatsy 1 isakerinandro ny fiaramanidina ka tandremo sao adino any e!), dia avy eo ao Soalala
- tanana nanana ny nahaizy azy i Soalala taloha
- port izy io fahizany
- otrany metisy arabo izany wa ny mponina ao e!
- fiarakodia 1 monja no ho hitanao ao Soalala
- raha tsy diso aho dia misy ilay sokatra atao hoe angonoka any, sokatra arovana izy io