Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 16/02/2005 23:25)
tratra
za moa dia manaraka ilay fandaharana "santé" dia niresaka momba ny firaisana ry zareo tao androany.ka ny resaka dia ilay olona maty eo ampanaovana na minitra vitsy avy eo.misy fomba filaza azy moa i... tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2005 22:02
rvoulah ( 16/02/2005 18:43)
Film gasy
sendra niditra tao amy site ny sobika aho teo de ao amy mitady namana taloha misy hoe , Film Gasy miaraka amy Tantely Ramonjy , manao ahona kay io film io ho an'izay efa nahita ? ... tohiny
novalian'i bloum ny 11/04/2005 14:35
booboo ( 16/02/2005 14:30)
à méditer
nataoko ato fa tsy ary @ hatsikana sy lalao satria hita taratra eo @ fiainana an-davanandro eo @ fiaraha-monina ity raha ity. miala tsisy koa raha @ teny frantsay :°) C'est l'histoire de 4 indiv... tohiny
novalian'i pitchou ny 17/02/2005 18:14
nikopol ( 16/02/2005 08:00)
Commerce mondial
[b]Règle n° 7 [/b]: Tu mangeras quand tu seras compétitif. :roll: ... tohiny
intelligenzia ( 16/02/2005 06:22)
stock tampon amidy eny @ tsaky popy
izay fotsiny ihany dia tsaroany ilay hafatra :) ... tohiny
novalian'i Ramaso ny 17/02/2005 14:29
egal ( 16/02/2005 03:44)
miala an'Ankatso dia mikatso
miala an'Ankatso dia Ambohidempona misy indray milaza ao ambadika ao fa miala Sophie dia tonga Sarah raha tsiahivina ny tantara dia "[i]nandroaka devoly[/i]" tamin'ny minisitera tsirairay avy ry z... tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2005 21:40
intelligenzia ( 16/02/2005 00:48)
Menatra ve aho? Menatra olona sa an'Andriamanitra?
Tsy sanatria hiteraka fikorontanana, ary tsy misy fanavakavahana no antony hanoratako an’ito lahatsoratra ito fa milaza ny marina amin’ny fo madio. Efa hatry ny ela no nahazo ny “fahaleoven-tena... tohiny
novalian'i marozevo ny 29/04/2005 00:33
fijo ( 15/02/2005 23:03)
hialana amin'ny olana vary
aza homena tsiny ry zareo fa mba nandalo fotsiny ity an. misavoritaka ny olona amin'ny resaka vary any mada.aty anefa aho vary 4kg tsy laniko iray volana.ny antony dia tsy vary ihany no haniko fa mih... tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2005 22:30
intelligenzia ( 15/02/2005 22:37)
International News
raha ilaina ny hitabataban'ny intelligenzia amin'ny gazety iraisam-pirenena (amin'ny fiteny frantsay sy anglisy ary espanola sy alema), mikasika ny zava-misy eto Madagasikara dia azony atao izany mba... tohiny
cheboman ( 15/02/2005 19:27)
Vonjeo...
... fa nitelina fantsika i Lita e! Dia nikotaba teo ny eran'ny trano samy nitady hevitra - Hitako ny hevitra ry dada, hoy i Benaivo zokin'i Lita - Ahoana? - Asaivo mitelina maritoa izy, mba... tohiny
novalian'i loum ny 17/04/2005 17:06
hery ( 15/02/2005 18:11)
Sekezem tantara kely :-)
Resaka sekezem... tantara kely noforonina hampitsiky :-) Misy mpivarotra voninkazo anankiray teo Anosy... voninkazo karazany roa ihany no namidiny, dia raozy sy lisy. Teo ambony etalazy no nametrah... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/02/2005 19:08
xxx ( 15/02/2005 08:54)
LASA IZAO!
[b][u]Norbert Ratsirahonana, à Antsirabe:Ras-le-bol contre le régime ![/[/u]b] [i]"[b]On a honte de notre choix ![/b]”. La phrase a été entendue, samedi dernier à Antsirabe, à propos de l’... tohiny
bichette ( 15/02/2005 08:39)
PROMO AIRMAD TANA PARIS- PARIS TANA
hitantsika fa manao promo ny AIRMAD amin'izao fotoana izao ary maro isika gasy no manararaotra azy io. Maninona moa ny namana afaka manararaotra amin'io raha mba samy milaza hoe rahoviana no mikasa ... tohiny
novalian'i Ralay ny 28/02/2005 18:22
xxx ( 15/02/2005 08:38)
POUR QUI SE PRENNENT-ILS?
[quote=GDI]...ny ben’ny tanànan’Antananarivo Patrick Ramiaramanana, izay nambaran’ny filoha fa havanana kokoa amin’ny fanarenana tanàn-dehibe. Izy no mety afaka hijery haingana izay fomba me... tohiny
ra8mbandana ( 14/02/2005 22:56)
Mpiasan'ny TIKO?
[quote=SMM]nous ne sommes pas des employés de Tiko…[/quote] http://www.lagazette-dgi.com/v2/pagefr.php?genre=news&rubune=politics&limitune=10&id=27091... tohiny
iartistika ( 14/02/2005 17:02)
ST JOSEPH ANDOHALO
Tena mitady ny akama nibôsy tao @ st jo Andohalo eh(1990-1998)de mba valio raha tao nareo eh!Misaotra mialoha....... tohiny
novalian'i volavita ny 24/11/2005 16:32
mabloo ( 14/02/2005 14:24)
zava-baovao tsy fahita firy aty aminay!
Tonga aty aminay ry zareo Mahaleo a! Mba ndao rangaha hiaraka a! sa aona ny hevitrareo! @ [b]19 Mars [/b]io andro io! ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2005 22:22
mabloo ( 14/02/2005 14:17)
mahaleo eto Poitiers INEDIT
Manasa anareo izahay hiara hifaly miaraka aminay! Sitrany ahay mba misy fihaonana namana e!milay zany sa aona e! @ [b]19 Mars [/b]le fotoana e! Mankalaza!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/03/2005 22:54
ikaretsaka ( 12/02/2005 14:48)
mampinono en public
mampihomehy mahalasa eritreritra: Raha any madagasikara raha hoe mikonaina ny zanakao ka na eny ampovoan'analakely aza dia avoaka ny nononao de omena ny zaza.. de normale be! tsy mikorapaka ny o... tohiny
novalian'i cocorie ny 18/08/2005 08:34
yrhinas ( 12/02/2005 13:44)
ny ampitso
de ny ampitso tsy fantatra no andeha ho lazaina ; ny ampitso ve? tsy inona akory fa ny fahafatesana ; manaiky ve raolombelona sa mbola hiserana fotsiny ihany ; de inona ary no tokony hatao ???... tohiny
novalian'i fijo ny 16/02/2005 22:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.9013