Commerce mondial
2. pitchou
(
16/02/2005 17:38)
aleo hiandry an'izany ze te-hiandry an'izany fa zahay mbamin-dry fijo mikaly fôna raha mbola misy ny harapaka!
7. pitchou
(
17/02/2005 17:51)
ampirimo ny rambo ra-fijo fa hahita loza eo enao! ny salady ery an-tsena kely tsisy mpilahatra d aleo io no vidina e!
9. ikaretsaka
(
17/02/2005 22:44)
aza totofana hanaovana trano hoa rankizy ny tanimbary fa amboleo vary.. zao ange las aprobleme be le izy nefa raha tsy nototofana zao ny atsasaki betsimitantatra efa nihena antsasany ny mpilaha bary!
11. pitchou
(
18/02/2005 03:51)
trano izao no investissement mamokatra ka! azo atao tsara koa ny miompy akoho b d b d iny no hoanina! d asiana katsaka na mangahazo! na mofo dipaina koa ange tsy ratsy e!
sao kosa lasa nanaovana mofo gasy sy ramanonaka daholo ny vary e?
sao kosa lasa nanaovana mofo gasy sy ramanonaka daholo ny vary e?
12. fijo
(
21/02/2005 22:25)
kay le kaly akoho foana .dia misy le rano magnifika ve izany ry pitchou
13. pitchou
(
22/02/2005 19:35)
dray! sipesialite ny tanana iny v tsy hisy ry fijo? sady iny tsy vary no fanaovany azy! hihihi
14. ikaretsaka
(
22/02/2005 19:47)
eny @ vohitra ny fanorenana trano fa tsy eny antanimbary totofana e
16. pitchou
(
25/02/2005 18:42)
karetsaka kou d otran'ny d'efa we! tedavinao kou zany hoe tsy tokony handroso sy hanangana ozinina i mada fa manjary blablabla? nefa ny tsy fisian'izany no heverina ho tsy maha tany mandroso antsika ka mahatonga anreo ho any?
tsy tokony hihaingitra ny gasy fa miaina @ ze misy e!
tsy tokony hihaingitra ny gasy fa miaina @ ze misy e!
18. pitchou
(
07/03/2005 18:07)
ary lasa aryyyyyyy lavitra be ary nga karetsaka no tsy teto intsony?