PROMO AIRMAD TANA PARIS- PARIS TANA

1. bichette ( 15/02/2005 08:39)
hitantsika fa manao promo ny AIRMAD amin'izao fotoana izao ary maro isika gasy no manararaotra azy io. Maninona moa ny namana afaka manararaotra amin'io raha mba samy milaza hoe rahoviana no mikasa handeha sns sao dia mba tafaraka ao anaty fiaramanidina ? fihaonana vita ho azy
novalian'i Ralay ny 28/02/2005 18:22
2. xxx ( 15/02/2005 08:44)
sao tavela any fa mitandrema ihany. manahy aho mantsy ny ahafoana ny ZO sy fahafahana mivezivezy fa toa manomboka miseho ho lany ny jadona.
3. bichette ( 15/02/2005 13:03)
inn no tena tinao lazaina
4. booboo ( 15/02/2005 13:09)
bah ! andana klou manko ry bichette manao vacances mandra-paha tongan'izany raha mampanahy an'i xxx zany a !
5. andrea ( 15/02/2005 13:51)
Bichette> Za akia tara lava an ... Hoatrinona ny billet amin'izany promo izany? interessant ve ?
6. majakely ( 15/02/2005 14:32)
neneha le lany jadona tian'i xxx hambara mihitsy no tsy azoko fa ino marina no tianao hambara?
7. Ralay ( 15/02/2005 15:25)
Mba azavao kely hoe ilay lany jadona ry xxxx fa tsy dia hainay oatra ny dikany
8. fijo ( 15/02/2005 21:01)
lazao anay io xx io ralay an.
bibi nga handeha?
9. cheboman ( 16/02/2005 07:20)
tsy ao tsony angaha bichette hamaly ilay hoe ohatrinona izany
10. Iriniaina ( 16/02/2005 07:27)
610 euros no hitako aloha , de manao anlé oe raha mividy billets 2 ianao dia ny iray gratuit , fa tsy maintsy miaraka mandeha sy miverina ilay olona .
11. dadabe ( 16/02/2005 08:13)
kay misy hafetsena kely ihany kah ,de manomboka rahovina ??de mifarana rahovina????ary tsy mba misy PARIS-CHINE ve ohatra ??hihihihi :D 8O 610 euros moa a peu pre =en dollar?
12. bichette ( 16/02/2005 08:48)
io lazain'i Iriniaina io mihitsy ny renseignement. eo amin'ny 600 euros mahery eo ny olona iray. efa promo io an fa araky ny lazain'i Iriniaina dia miara mandeha miara miverina. Amin'ny 30 avril no farany ka raha te handeha i Andrea dia andana haingana mi se renseigner aky a any amin'ny airmad. Agence jacaranda koa manome renseignement.
Tsy hoe andeha aho fa mba manampy ny namana e !

ny tian'i xxx lazaina angamba dia hoe raha France no mipetraka ka mankany dago dia sao tsy tafaverina intsony...; àsa aloha e tsy azoko mihitsy
13. intelligenzia ( 16/02/2005 12:11)
raha ny fantatro dia izao:
tonga eto Madagasikara ianareo, arahabaina tonga soa. Ny pasipaoro nohalavaina mandeha tsara any an-dafy fa tsy mety intsony eto. Mila mikarakara izany ianareo fa raha tsy izay tsy tafavoaka eny Ivato, ary mitety birao ny fanaovana an'izany. Ny tribonaly migirevy ka raha misy ilaina anefa ao dia aty ianareo aloha mba miara-mi....mitsako tsy misy amin'ny sarah-babem-bahoaka.

:)
14. bichette ( 16/02/2005 13:01)
fa ahoana moa no tonga dia hoe hisy olana ? ka raha vazaha ilay olona ? raha ara dalana tsara ny taratasiny sns
15. fijo ( 16/02/2005 21:45)
sady rehefa nohalavaina ny pasiporo dia tsy misy olana izany ka
16. chipie1 ( 17/02/2005 09:37)
intelligenzia> taiza kou no nisy anizany ? :twisted:
17. Oully ( 17/02/2005 21:20)
asio fihaonana manokana eny ambony fiara-manidina ary eh! :°)
18. hery ( 17/02/2005 21:52)
Manao fombana AREMA mampiely tsaho indray intelligenzia :-)
Mbola miverina ihany wah ny fomba taloha.
19. intelligenzia ( 17/02/2005 22:07)
tena marina io pasipaoro nohalavaina tsy ekena intsony eny Ivato io ka.

tsy haiko loatra ny fombana arema satria halako ireny fa ny hitako aloha izao dia TIM = Teo Ihany Miverina
20. Ramaso ( 18/02/2005 18:11)
mmisy idirany @ promo airmad ve zany kozy zany le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0412