PROMO AIRMAD TANA PARIS- PARIS TANA

21. booboo ( 18/02/2005 18:13)
eny ôa :-w
22. Oully ( 19/02/2005 20:21)
tokony mahazo promotion spéciale alou bichette fa nanao pub air mad eh! na izy tsy te handé aza ve tsy ho tentée ihany! bon voyage mabbie an! :?
23. ikaretsaka ( 20/02/2005 04:03)
bichette> printevi aby ny pages nanaovanao annonce an'ilay promo de eto any @ airmad sao tokoa mety hahazoana extra verre na coca aza @ vol manaraka
24. bichette ( 21/02/2005 11:00)
oh oh ho ho ho ho raha mandeha aho dia ataoko izany
25. Oully ( 21/02/2005 17:17)
bichette> fa ho any Dago ve alou njy io eh? (valin'ilay tary) :-*
26. fijo ( 21/02/2005 22:10)
hoany izahay ry oully an
27. bichette ( 22/02/2005 07:27)
oully > tena mba te ho any aky a !
28. Oully ( 22/02/2005 19:20)
fijo> bichette> soavadia rankizy dia hendre tsara an! :lol:
29. fijo ( 22/02/2005 21:47)
hendry tsara ka hiaro tena mihintsy
30. bichette ( 23/02/2005 07:14)
fijo > hiaro tena amin'inona hono isé ?
31. fijo ( 23/02/2005 21:49)
amin'ny izay mety hanimba
32. Ralay ( 24/02/2005 05:41)
Mbola misy te handeha ve jereo eto ambany ny momba izany

Air Madagascar: Offre speciale prolongée au 31 Mai 1 Billet acheté = 1 Billet offert
Votre numéro d agence à Paris : 0 892 701 819
www.airmadagascar.mg
33. bichette ( 24/02/2005 07:32)

Misaotra betsaka amin'ny info ralay a ! :-*
34. fijo ( 24/02/2005 21:55)
melsi ralay
35. Ralay ( 28/02/2005 18:22)
Tsy misy fisaorana fa tongava soa de ho tsara mandroso sy ho tsara miverina e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0935