Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Ralay, milahatra araka ny daty
Ralay
(
16/11/2010 17:22)
RNS 2011
Dieny izao ary dia efa manomboka miomana isika fa fantatra izao fa any MULHOUSE no atao ny RNS 2011 ny week-end paska (23-24-25 avril 2011). Koa raha misy manana sosokevitra isika namana eto @ seraser...
tohiny
novalian'i Tibao ny 16/01/2011 16:09
Ralay
(
25/06/2010 13:44)
Pronostika mondial 2010
Iza no heverinareo ho tompndaka @ity mondial 2010 ity? Samia manomeny heviny. Ny ahy aloha dia Paysbas no alaiko e! na i Ghana ...
tohiny
novalian'i Ralay ny 07/07/2010 20:59
Ralay
(
09/05/2010 09:18)
Vakansy lehibe 2010
Efa ho tonga indray ity ny fialan-tsasatra lehibe taona 2010 ka ho antsika namana izay maniry ny hanao izany aty @ côte d'azur (Nice) dia misy trano azo hofana amin'izany. Raha mila fanazavana fanam...
tohiny
novalian'i sitlo ny 09/05/2010 22:24
Ralay
(
27/11/2009 15:07)
Mitady vehivavy manao volley-ball
Hanangana ekipa-na VOLLEY vehivavy hilalao @ RNS ny aty Nice ka ho antsika vehivavy izay maniry ny hilalao dia afaka mandefa hafatra amiko.
Misaotra mialoha....
tohiny
Ralay
(
16/06/2009 06:34)
Fialan-tsasatra amoron-dranomasina
Manahoana,
Efa ho tonga indray ity ny fotoana fialan-tsasatra 2009 ka ho antsika izay maniry ny hanao izany aty amin'ny côte d'Azur (Nice) dia misy trano (Studio) azontsika namana eto @ serasera h...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/07/2009 05:07
Ralay
(
15/04/2009 16:54)
RNS 2009 Nantes
Vita soamantsara tamin'ny faran'ny herinandron'ny paska teo ny RNS 2009 izay natao tany Nantes . Nisy "Stands" maromaro tamin'izany ka nanana ny "Stand"-ntsika isika tamin'izany nampahafantarana bebe ...
tohiny
novalian'i Samoana ny 17/04/2009 15:00
Ralay
(
20/12/2008 07:41)
RNS 2009
Fantatra izao fa any NANTES indray ny toerana hanaovana ny RNS 2009 ny 11-12-13 aprily. Koa dia mampandre antsika rehetra sahady izay mikasa ny handeha mba hiomana dieny izao.
Ny fandaharana hafa m...
tohiny
novalian'i tolipy ny 25/01/2009 17:58
Ralay
(
12/12/2008 13:38)
Frontières Suisse
Nisokatra androany ny frontieres Suisse ka tafiditra ao anatin'ny espace shengen izany ny suisse manomboka izao. Marihiko anefa fa ny frontieres terrestres ihany no mbola misokatra fa ny aéroport dia...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/12/2008 18:08
Ralay
(
15/10/2008 08:48)
KARAPANONDRO GASY IHANY
Mba manontany aho hoe raha very ny karapanondro ve dia voatery any amin'ilay toerana nanaovana azy ihany no anoloana azy sa mety na any @ ville hafa aza? oh: natao tany Fianarantsoa ilay CI dia soloin...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 18/10/2008 07:56
Ralay
(
18/05/2008 12:26)
Concert Rachel RATSIZAFY
Manahoana
Rachel Ratsizafy
pour sa première partie le samedi 21 juin au Printemps des Comédiens de Montpellier
Ne soyez pas en reste, découvrez vous aussi
Rachel Ratsizafy en concert
- le 23...
tohiny
novalian'i Ralay ny 19/05/2008 06:38
Ralay
(
18/05/2008 12:19)
Live Mahaleo Olympia
Ho an'ireo izay mi-capter [b]france Ô[/b] ka tehijery ny concert Mahaleo tao @ Olympia 2007 dia misy rediffusion anio alahady 18mai 2008 @ 4ora tolakandro(16h).
Efa nandeha omaly t@ 21H30 même ch...
tohiny
novalian'i tsitam ny 19/05/2008 16:25
Ralay
(
02/05/2008 07:23)
Vakansy Côte d'Azur
Efa tsy ho ela intsony dia ho tonga ny vakasy lehibe (vacances d'été) volana jolay sy aogositra ka ho an'ny namana izay maniry ny hanao izany aty @ faritry NICE côte d'azur dia misy trano (studio) ...
tohiny
novalian'i Ralay ny 01/08/2008 14:49
Ralay
(
12/04/2008 15:22)
Fety Lille
http://img201.imageshack.us/my.php?image=flyersoiread1.jpg
Dia tongava maro e :lol: ...
tohiny
novalian'i nerveux ny 18/04/2008 15:47
Ralay
(
25/08/2007 11:18)
Manetsabe mbola ho avy
Salut daholo, mialatsiny @ireo namana any dago fa tena tsy afaka nihaona t@izy ireo ankoatry ny fety tany Andoharanofotsy fa tsy nanampotoana firy no nisy fiovana programa,efa misy ihany ireo mahalala...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2007 20:23
Ralay
(
13/06/2007 09:58)
Antso
Ny caummunauté Catholique Malgache de la Côte d'azur (CCMCA)dia hanao fivavahana firaisampinoana ho fankalazana ny fetimpirenena ny alahady 24jiona @ folo sy fahefany 10H15 ao @ trano fiangonana soe...
tohiny
novalian'i marozevo ny 14/06/2007 23:30
Ralay
(
04/05/2007 18:56)
Gasy Fever
Handalo Marseille ao @(Florida Palace,164,Avenue Mireille LAUZE) [b]Ambondrona,Bodo,Fenoamby,Lego[/b] ny asabotsy 12Mai2007 à 21h30.
Infoline:0491353254 / 0494623294 /0667521360
P.A.F:25euro sur ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/05/2007 21:47
Ralay
(
28/04/2007 03:14)
Las de Nicolas
Ity indray ny clip entre deux tours raha mety hahaliana antsika dia mazotoa mijery e http://www.dailymotion.com/video/x1sx11_las-de-nicolas o^o...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 06:33
Ralay
(
23/03/2007 14:24)
Mitady trano hofana 12 andro ou+
Mikasa ny ho any dago aho @ vakansibe zao mba hijery jeux des îles ka mitady trano hofana(Appartement)
[b]>Ny tadiavoko dia efitra roa misy 2grands lits,misy douche,rano mafana ary lakozia.
>Ny t...
tohiny
novalian'i dadie ny 03/05/2007 08:01
Ralay
(
13/02/2007 10:03)
Video RAVALOMANANA tao Nice
Ity ary ny dinika nataon'ny filoha RAVALOMANANA tamin'ny malagasy tao Nice sy ny manodidina. Nisy fiaraha-mivavaka niarahana tamain'izy mivady sy ny ambasadaoro malagasy eto frantsa nialoha an'izany.
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/02/2007 17:30
Ralay
(
09/02/2007 14:00)
Fihaonana @ Filoha Malagasy
Efa fantatsika na hitantsika t@ gazety angamba fa tonga aty Frantsa ny filoha RAVALOMANANA http://www.lexpressmada.com:80/index.php?p=display&id=5108 ka ho antsika izay @iny faritra atsimo atsinana'ny...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 17:29
