RNS 2011

1. Ralay ( 16/11/2010 17:22)
Dieny izao ary dia efa manomboka miomana isika fa fantatra izao fa any MULHOUSE no atao ny RNS 2011 ny week-end paska (23-24-25 avril 2011). Koa raha misy manana sosokevitra isika namana eto @ serasera amin'io fotoana io dia arosoy dieny izao.
novalian'i Tibao ny 16/01/2011 16:09
2. sylvaine ( 18/11/2010 12:33)

Ralay:

Dieny izao ary dia efa manomboka miomana isika fa fantatra izao fa any MULHOUSE no atao ny RNS 2011 ny week-end paska (23-24-25 avril 2011). Koa raha misy manana sosokevitra isika namana eto @ serasera amin'io fotoana io dia arosoy dieny izao.


Aiza ho aiza zany,marina raha mbola reko mihitsy
3. sylvaine ( 18/11/2010 14:43)
hay zay fa hitako ,nojereko t@ google maps
4. Ralay ( 20/11/2010 08:14)

Zah anie mba gaga raha tsy ho hitanao ny misy an'ny MULHOUSE e! mba manao recherche kely fotsiny lol
5. sylvaine ( 23/11/2010 11:53)

Ralay:


Zah anie mba gaga raha tsy ho hitanao ny misy an'ny MULHOUSE e! mba manao recherche kely fotsiny lol

Fa ny tena marina mbola tsy henoko,fa akaiky Allemagne ,asa re raha mba ho afaka @ ity
6. samoana ( 23/11/2010 16:23)
vôkansy ve ny avy any atsimo atsinanana amin'io Ralay ?
7. Ralay ( 26/11/2010 11:27)
Tena ao anatiny mihintsy @ io fa ny any angaha tsy vôkansy kle!!!
8. Ralay ( 26/11/2010 11:29)
sylvaine: Akaiky eo daholo na Allemagne na Suisse na Belzika na koa Italie dia mbola tsy ho afaka ihany ve lol
9. sylvaine ( 26/11/2010 12:34)

Ralay:

sylvaine: Akaiky eo daholo na Allemagne na Suisse na Belzika na koa Italie dia mbola tsy ho afaka ihany ve lol

Tena marina izany,ho betsaka ny olona @ io zany.Merci
10. Tibao ( 16/01/2011 16:09)
Mahagaga koa ilay paska fa ratsy fipetraka foana ao amin'ny kalandrie scolaire.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6005