Fety Lille

1. Ralay ( 12/04/2008 15:22)
http://img201.imageshack.us/my.php?image=flyersoiread1.jpg
Dia tongava maro e :lol:
novalian'i nerveux ny 18/04/2008 15:47
2. Ralay ( 12/04/2008 15:25)
Ialana tsiny fa nisy forongony nanaraka e http://img201.imageshack.us/my.php?image=flyersoiread1.jpg
3. Ralay ( 12/04/2008 15:27)
De mbola nanaraka foana :lol: [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img201.imageshack.us/img201/1551/flyersoiread1.jpg[/IMG][/URL]
4. sipagasy ( 12/04/2008 15:30)
Misaotra ralay annn

Tongava izany e!, any mihaona isika avy aty avaratra e!
5. cutie ( 12/04/2008 15:45)
za koa ho avy any fa any mihaona e :-D
6. sipagasy ( 12/04/2008 15:55)
mmhh, miomehy tany vaky i cutie? :wink: ;-)
7. tess ( 12/04/2008 22:26)
sipagasy: somary hoe akaiky ahy io fa antomotra beuh! :P
8. sipagasy ( 13/04/2008 13:29)
hmmm tess mbola misy 2 herinandro kouuh, tongava akia annn
9. glady ( 16/04/2008 13:56)
tess: mety anao vakansy any akaikikaikin-dry any aho @ io fotona io fa manin ra miaraka makany é! :-*
10. tess ( 16/04/2008 18:43)
:-P antomotra loatra wa! mody hoe lille lavitra akaiky io fa mande tgv vao tonga any :-P ny tgv nge mila reservéna aloha be! :wink:
11. nerveux ( 18/04/2008 15:47)
Tena atomotra marina klé , hitady resa-TGV aloha raha mbola mahita mora . Lafo beuu ny mankany @ izao satria périodes vacances izao .
Ny hotely mbola hatao resa koa . :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3853