Fety Lille
1. Ralay
(
12/04/2008 15:22)
http://img201.imageshack.us/my.php?image=flyersoiread1.jpg
Dia tongava maro e :lol:
Dia tongava maro e :lol:
répondu par nerveux le 18/04/2008 15:47
2. Ralay
(
12/04/2008 15:25)
Ialana tsiny fa nisy forongony nanaraka e http://img201.imageshack.us/my.php?image=flyersoiread1.jpg
3. Ralay
(
12/04/2008 15:27)
De mbola nanaraka foana :lol: [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img201.imageshack.us/img201/1551/flyersoiread1.jpg[/IMG][/URL]
9. glady
(
16/04/2008 13:56)
tess: mety anao vakansy any akaikikaikin-dry any aho @ io fotona io fa manin ra miaraka makany é! :-*
10. tess
(
16/04/2008 18:43)
:-P antomotra loatra wa! mody hoe lille lavitra akaiky io fa mande tgv vao tonga any :-P ny tgv nge mila reservéna aloha be! :wink:
11. nerveux
(
18/04/2008 15:47)
Tena atomotra marina klé , hitady resa-TGV aloha raha mbola mahita mora . Lafo beuu ny mankany @ izao satria périodes vacances izao .
Ny hotely mbola hatao resa koa . :(
Ny hotely mbola hatao resa koa . :(