Live Mahaleo Olympia

1. Ralay ( 18/05/2008 12:19)
Ho an'ireo izay mi-capter france Ô ka tehijery ny concert Mahaleo tao @ Olympia 2007 dia misy rediffusion anio alahady 18mai 2008 @ 4ora tolakandro(16h).
Efa nandeha omaly t@ 21H30 même chaine ihany izy io.
Koa dia mazahoa fahafinaretana ho an'izay mijery.
:lol:
novalian'i tsitam ny 19/05/2008 16:25
2. betroka ( 18/05/2008 12:35)
Misaotra indrindra Ralay fa hijery tokoa zà !
3. ainaheri ( 18/05/2008 13:01)
Merci Ralay aa,ny ahy reveko le sipa mihira Mimosa iny klé hihihi
4. kiadi ( 18/05/2008 13:38)
ainaheri>zah nahita azy volohany fa bay elah tany :-D :-D :-D
5. lazounet ( 18/05/2008 14:06)
ny zanak'anabaviko aza kitikituhinareo r'ilay détourneurs de mineur isany reto a!
6. ramna ( 18/05/2008 14:13)
misaotra betsaka ralay a. Par hasard no nahitako an'ity resaka ity ary dia ndeha hijery télé aho zany.
7. ainaheri ( 18/05/2008 14:17)
Kiadi> azafady kely an :-D :-D :-D Za niteny volou an :-D :-D :-D

Lazounet> aza amatotra fa tsy maitsy ataotsika ny fomban-drazana ee hihihi
8. kiadi ( 18/05/2008 14:32)
ainaheri>zah nahita azy aloha klé!! na de elah aza no niteny aloha :-D :-D :-D
nedry laza ko de lazainy fa zanakanabaviny doly zao retra zao!!
:-D :-D :-D :-D :-D
elah ange lesy ry laza ka fantako eh!! :-D :-D
9. kiadi ( 18/05/2008 14:38)
ralay>misotra zoky lahy an
10. tslem ( 18/05/2008 14:45)
Mandeha izao lé mimoza am zao ora zao 16:46. Tena mahy lé sipakely an (l) (l) (l)
11. kiadi ( 18/05/2008 14:49)
zah nahita an'io aloha waaaaa =)) =)) =)) =))
12. xxx ( 18/05/2008 15:02)
Dia isaorana ny kanto productions sy ny laterit productions ary ny France Ô namerina an'ilay izy tam télé :)
13. vero ( 18/05/2008 15:29)
misaotra nampita vaovao Ralay. Za koa vao avy nijery fa tiko daholo izy rehetra.
14. fanantenana2003 ( 18/05/2008 16:16)
redif mercredi ho avy io vers 17 h 15 sur france ô
15. Ralay ( 18/05/2008 16:22)
Tsy misy fisaorana ry namana isany fa milay ny vazo
16. tess ( 18/05/2008 16:57)
fanantenana2003:

redif mercredi ho avy io vers 17 h 15 sur france ô



kiss njy!hay mbola misy kou ve ky mercredi! zà nahita an'izy roa foana fa refa lay farany iny foana no hitako hira telo alohah'ny farany nefa nilay be mitsy ny spect.

17. cutie ( 18/05/2008 17:23)
Mpandefa : Ralay [ Valio ] 18-05-2008 14:19:53
Lohateny : Live Mahaleo Olympia
Ho an'ireo izay mi-capter france Ô ka tehijery ny concert Mahaleo tao @ Olympia 2007 dia misy rediffusion anio alahady 18mai 2008 @ 4ora tolakandro(16h).
Efa nandeha omaly t@ 21H30 même chaine ihany izy io.
Koa dia mazahoa fahafinaretana ho an'izay mijery.

good for mahaleo :)
18. lazounet ( 18/05/2008 17:32)
kiadi:

ainaheri>zah nahita azy aloha klé!! na de elah aza no niteny aloha :-D :-D :-D
nedry laza ko de lazainy fa zanakanabaviny doly zao retra zao!!
:-D :-D :-D :-D :-D
elah ange lesy ry laza ka fantako eh!! :-D :-D



Ka rah fantatr'ialah zah dia maninn? arikatra mifanasa vangy rah tian'ialah fa aza eo no be fantasma eo :lol: :lol: =))
19. kiadi ( 18/05/2008 18:21)
ka na zanak'anabvin'elah aza tsy olana eh!! any @ anabavin'elah zah no miresaka
20. lazounet ( 18/05/2008 18:55)
kiadi:

ka na zanak'anabvin'elah aza tsy olana eh!! any @ anabavin'elah zah no miresaka


Aleo ny zaza hitombo ho'aho sao andoavana patanty eo
=)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2194