Live Mahaleo Olympia

21. Samoana ( 18/05/2008 19:54)
'Saotra Ralay fa nahavitàna enregistrement a! Mba nampavitrika ny kilonga ny nanaraka satria misy traduction! Tsy hanafika aty ve ranamana @ 29 e :wink: ,!

lazounet/ omby firy ny tapi-maso fa mety mba hampiditra kandidà hifampitàna @ Ra-kiady koa ny tenako :-D
22. lazounet ( 18/05/2008 20:35)
Samoana> Miarahaba é! Izahay tsy mivarotra olona àry ianareo tsy mividy olona fa dia izay mahery voanjo manga é!
Izahay anie ho any aminareo any le 29 dia hanenjika Toulouse indray le 30 é!
Samia tsara é!
23. orona ( 18/05/2008 20:55)
Ny mahaleo efa revin'antitra be. Ny eo foana no miverimberina, diska goaka
24. lazounet ( 18/05/2008 22:52)
orona:

Ny mahaleo efa revin'antitra be. Ny eo foana no miverimberina, diska goaka



Ka inona moa no maharatsy ny antitra ? ?????
25. kiadi ( 18/05/2008 22:58)
samoana>bay tany ry samoana fa zah efa miborosy be an'i lazounet io an!nelah omby fa nenah hatramin'ny tanimbary sy tanimboly tampimaso
26. xxx ( 19/05/2008 07:11)
orona:

Ny mahaleo efa revin'antitra be. Ny eo foana no miverimberina, diska goaka
samy manana ny tiany sy ny reviny io an ! ehhhhhhh ! ehhhh ! ehhhh ! ehhhhh ! io lé sambo de guerre nitondra ny dadanay tany ....


:-D :-D :-D :-D :-D milay be wa an !

merci akia Ralay an ! na de efa manana ny dvd aza zah mbola lasa nijery tao njay ! :) :-* :-* :-* =D> =D> =D> =D> =D>
27. Samoana ( 19/05/2008 15:58)
orona:

Ny mahaleo efa revin'antitra be. Ny eo foana no miverimberina, diska goaka


Manabeorona manaraka azy foana izahay gasy petaka efa soara na izany aza e! Harena rakitry ny ela ireny tarika ireny ka tanana fa sarotra ny mila :wink:
28. Samoana ( 19/05/2008 16:06)
kiadi/ tanimbary haketsa ririnina letsy tsy mamokatra fa ny zanak'olona reniomby be ronono no tiany a :-D
lazounet/ hifandom-bera @ zu sy yoplait izany isika @ io takariva io hanamafisana ny fatotra e ^:^
29. tsitam ( 19/05/2008 16:25)
Samoana:

kiadi/ tanimbary haketsa ririnina letsy tsy mamokatra fa ny zanak'olona reniomby be ronono no tiany a :-D
lazounet/ hifandom-bera @ zu sy yoplait izany isika @ io takariva io hanamafisana ny fatotra e ^:^



Eny , marina izany! io ilay nofon-kena mitam-pihavanana é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0492