Fihaonana @ Filoha Malagasy

1. Ralay ( 09/02/2007 14:00)
Efa fantatsika na hitantsika t@ gazety angamba fa tonga aty Frantsa ny filoha RAVALOMANANA http://www.lexpressmada.com:80/index.php?p=display&id=5108 ka ho antsika izay @iny faritra atsimo atsinana'ny la frantsa iny dia hiara-mivavaka @ Malagasy ao Nice ny filoha ny alahady 11/02/2007 ho avy izao. Ny fotoana dia @ dimy ora hariva ao @ fiangonana protestanta 4,rue Melchior de Vogüé 06000 Nice.
PS:Tongava mialoha izay maniry ny hamonjy ny fotoampivavahana mba hisian'ny fandamina.
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 17:29
2. Fiffi ( 09/02/2007 14:08)
Ralay: misaotra nizara...:) lavitra be loatra ho anay izy zany fa raha mankany nareo de mba mivavaha ho anay mpanota eh ! :)
3. Ralay ( 09/02/2007 14:39)
Fiffi: ny ahy mbola manakery ilay fifavahana nataoko t@ herintaona fa raha mankany zah dia mba te hahita tava azy fotsiny fa mbola tsy nahita azy en direct fa virtuel fotsiny rehefa mitchat zay :roll::^)
4. Fiffi ( 09/02/2007 14:42)
hihihihi hatraty aloha io virtuel io ry Ralay an ! ihihihi heu....t@ izy taty t@ herintaona iny ary tsy mba nahita azy akory ve zah koh !
5. Zina ( 09/02/2007 15:50)
ry bazil sy ry ronald etc... zao tokony ande any mba angataka fanazavana amin'ny Ra8:wink:
6. booboo ( 09/02/2007 15:59)
Zina > :-D:-D:-D
7. kitjo ( 09/02/2007 16:00)
hahahhaha
Zina> zay mitsy...face a face

ralay> veloma hono hoe ny nantsoiny fa tadidiny zah...hahahhaha
8. Ralay ( 09/02/2007 16:29)
kijto: Ataoko tonga ny hafatra e,sefa avy mivavaka miresaka aminy fa tsika samy avy any antanàna ihany io e.:lol:
9. Fiffi ( 09/02/2007 19:19)
Zina: tena zay mihintsy :-D:-D:-D
10. fijo ( 09/02/2007 22:04)
ralay an,hisy resadresaka ve avy eo sa dia hifanabe maso fotsiny.?
11. caprio ( 10/02/2007 00:01)
Refa ao zany Ra8 dia feno ny fiangonana ka asiana fandaminana mintsy fa refa tsisy Ra8 de mikatona angamba satria ilay Atra monina ao tsy hita maso fa i Ra8 hita maso,ka mipetraka ny fanontaniana we maninona raha asiana antso avo hoatra an'izao foana mba hidiran'ny olona ao @io fiangonana io na misy Ra8 ao na tsisy saaaaa sarora be ve?
12. fijo ( 10/02/2007 05:43)
ka ravalo miasa fa andriamanitra manabe tava fotsiny ko
13. Fiffi ( 10/02/2007 07:27)
caprio: fa siora ve enao fa tsy misy olona miangona ao rehefa tsy ao Ravalo ?
14. Ralay ( 10/02/2007 14:35)
caprio:Presk feno foana ny fiangonana na tsy ao aza Ra8 fa ny manodidina koa ho tonga ka izay no antony hisian'ny fandaminana asiana. Sady tsy Ra8 irery no ho tonga fa ny delegasiona rehetra miaraka aminy.
Fijo:Marina ny voalazan'nlà fijo fa aleo mahita izay hita miasa :lol:
Hisy resadresaka apres ny fivavahana.
15. ftma ( 10/02/2007 20:36)
Caprio: fena ny fiangonana ao ka
Hivavaka aloha no haleha ao voalohany fa tsy hijery ny Filoha e
Fijo,Ralay: Andriamanitra koa miasa ka, samy miasa izy roalahy :wink:
16. niryna ( 11/02/2007 06:11)
Dia mba tantarao anay ary ny vaovao fa izahay moa tsy mba afaka kou
17. kitjo ( 11/02/2007 14:37)
nanakory izy tao Ralay ah!!
sa ndroky vy zay mbola lasa niara-nikaly aminy d varena ery :wink:
18. Fiffi ( 11/02/2007 18:04)
eny tokoa hoa ?
19. ftma ( 11/02/2007 22:07)
Nahafinaritra toa ny fiarahana nivavaka t@ Filoha Ravalomanana, nizotra tsara ny fotoam-pivavahana narahan'ny fanazavana fohy nataony momba ny zava-misy sy ny programme atao hampandroso an'i Mcar.
Ralay angamba mbola misy ambara be de be fa izy ny jornaliste-nay tao misaotra anjy Ralay de miandry sary sy video ny FPMa Nice an
20. Fiffi ( 11/02/2007 22:11)
mahafinaritra zany ka de miandry ny paparazzi zany ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0489