Fihaonana @ Filoha Malagasy

21. niryna ( 12/02/2007 01:59)
ftma:

Nahafinaritra toa ny fiarahana nivavaka t@ Filoha Ravalomanana, nizotra tsara ny fotoam-pivavahana narahan'ny fanazavana fohy nataony momba ny zava-misy sy ny programme atao hampandroso an'i Mcar.
Ralay angamba mbola misy ambara be de be fa izy ny jornaliste-nay tao misaotra anjy Ralay de miandry sary sy video ny FPMa Nice an

Eto am-piandrasana ny sary izahay.

22. boulki ( 12/02/2007 06:22)
Fa: Hay v ralay tonga tany mintsy e dia manantena sary sy video tokoa zany lesy ny namana a :lol:
23. Fiffi ( 12/02/2007 06:58)
boulki: f'ita hoa eh ? :) de miandrr an'Ralay zany an ! :)
24. Ralay ( 12/02/2007 11:26)
Tena tsy nivoaka ny sary fa mbola mitady hevitra kely hametrahana ny video :lol:
25. ftma ( 12/02/2007 11:46)
Ralay: mila jereko aloha vao alefa le video an :wink:
bouki: fa naninona no tsy tonga e
26. Ralay ( 12/02/2007 13:26)
ftma:Efa havoaka tsy ho ela ny videon'ny filoha. Nenjy manokana ny video ry Fa fa tsy avoaka eto.:lol:
27. Ralay ( 12/02/2007 15:45)


Io ary ny filoha vao tonga tao Nice omaly.Photo exculive ho an'ny namana #serasera.
28. Ralay ( 12/02/2007 15:46)
Madamany io @à droite io
29. Ralay ( 12/02/2007 15:49)
30. boulki ( 12/02/2007 17:33)
Manja zany sary zany an :-D
31. Fiffi ( 12/02/2007 23:39)
humm....ahoana zao no fahitan'i bazy an'ireo sary ireo ?
Ralay: misaotra akia nizara an ! :)
32. bazylou ( 13/02/2007 00:02)
comme d'hab tsy niala tamin'ilay cravate mena le8 ary hiady rakitra sy vola indray izao ny fpma any nice satria misy saosy mandeha any!!
33. Ralay ( 13/02/2007 08:13)
bazylou: Inona ny olana @ izany r'ise fa tsy izay mena valala ve. Tena tsy azokazon'ise mihintsy io rangahy io zany an :lol:
34. ftma ( 13/02/2007 09:39)
bazylou: hiady rakitra sy vola ahoana? saosy mandeha ahoana? ianao koa raha hi kritika fa tsy mba manao izay hahasoa :wink:
35. tywa68 ( 13/02/2007 09:59)
D misaotra an'i Ralay nanao paparazzi.
ftma : aza valiana ny provocation n'i bazylou fa efa mahazàtra :-D:-D
36. ftma ( 13/02/2007 10:09)
tywa68: ka bazylou tsy mahita ny natao taty akory de mamorona ko :wink:
Ny pastera vazaha izay nandray fitenenana teo dia tena nakasitra antsika malagasy mihitsy, faly ery ry zareo nanatrika ny fotoam-pivavahana sy nahita ny Filoham-pirenena malagasy
37. Ralay ( 13/02/2007 10:10)
Naseho ao @ lohahevitra DIASPORA ny video ny fandalovan-DRAVALOMANA tao Nice http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45d18ce1476f7
Dia mazotoa mijery e.
38. Fiffi ( 13/02/2007 10:58)
milay be le izy Ralay fa misaotra akia an ! :):-*
39. xxx ( 13/02/2007 11:14)
bazylou > fa angaha ny olona tsy anasa otranao daolo , mila vidiana ariary be mintsy ianao ity !
40. tywa68 ( 13/02/2007 11:54)
tena be vazaha marina tao !
Taiza enao no nahita olona tsy tia gasy ry ftma a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2293