Video RAVALOMANANA tao Nice

1. Ralay ( 13/02/2007 10:03)
Ity ary ny dinika nataon'ny filoha RAVALOMANANA tamin'ny malagasy tao Nice sy ny manodidina. Nisy fiaraha-mivavaka niarahana tamain'izy mivady sy ny ambasadaoro malagasy eto frantsa nialoha an'izany.
http://video.google.fr/videoplay?docid=-8944214956671324914&hl=fr
Dia mazotoa mijery fa lavalava ihany izy io
novalian'i Fiffi ny 24/02/2007 17:30
2. ftma ( 13/02/2007 10:21)
Merci Ralay dia miandry ilay video complet hoanay manokana izany ko souvenir hoan'ny fiangonana
3. Fiffi ( 13/02/2007 10:49)
eto ampijerena sy miaraka mihira :"Zanahary ô tahio ny Tanindrazanay"
Ralay: misaotra akia nizara an ! :):-*
4. Fiffi ( 13/02/2007 10:57)
tokony henohin'i bazylou io zavatra lazain'i Ravalomanana io.......inona no antony nahatongavany aty....ary hoy izy koh hoe "tsy mora ny mitondra firenena"
5. tywa68 ( 13/02/2007 11:27)
Mila manova ny toe-tsaina hono ry bazylou a !
6. hr9296 ( 13/02/2007 11:49)
Mankasitra Ralay eh !
7. mbaliana ( 13/02/2007 12:11)
merci ralay ..ralay koa ange mody miesona .. mody hoe tsy naheno tsy naheno:-D:-D
8. andry08 ( 13/02/2007 12:36)
misaotreeeeeeeee!=D=D=D
9. Fiffi ( 13/02/2007 13:21)
milay be an ! :)
10. lapino ( 13/02/2007 14:30)
misaotra am'le video e!! :)
11. Fiffi ( 13/02/2007 16:36)
hummm....ary tena pro mihintsy ange Ralay zany an ! :)
12. xxx ( 13/02/2007 17:45)
=D mankasitraka ralay
13. niryna ( 13/02/2007 18:50)
Ralay:

Ity ary ny dinika nataon'ny filoha RAVALOMANANA tamin'ny malagasy tao Nice sy ny manodidina. Nisy fiaraha-mivavaka niarahana tamain'izy mivady sy ny ambasadaoro malagasy eto frantsa nialoha an'izany.
http://video.google.fr/videoplay?docid=-8944214956671324914&hl=fr
Dia mazotoa mijery fa lavalava ihany izy io

Misaotra betsaka Ralay a:D:D

14. mbaliana ( 13/02/2007 19:28)
zany wa mahaya io fa mosy miafinafina any fotsiny :-D:-D
15. Fiffi ( 13/02/2007 19:59)
iza akia no miafina ?
16. fijo ( 13/02/2007 23:53)
saotra ralay an,fa aiza bazy no tsy mba heno e
17. Ralay ( 14/02/2007 09:39)
xxx: mankatelina koa e ^:^
mbaliana:Tena tsy naheno zah raha tsy niantso ahy ilay mpanao gazety :lol: grazie cara :oops:
lapino:tsy misy fisaorana e.
fijo:Domazy fa tsy tonga elà nefa nisy avy any tonga tao.
Fiffi:Ho antsika malagasy rehetra io e
andry08: misaotra antsika koa e.

Tsy misy hisaorantsika fa isika no hisaorana e ^:^
18. jonyrapida ( 14/02/2007 11:27)
(l)"Le MAP selon MARC jereo eto koa"

http://www.youtube.com/watch?v=8YJgCEfm4YY
http://www.youtube.com/watch?v=8YJgCEfm4YY
19. mbaliana ( 14/02/2007 11:31)
ralay> figurati caro.. fa iza le mpanao gazety? :idea:
20. Fiffi ( 14/02/2007 11:33)
misaotra akia Ralay ah !
jonyrapida: mitovy @ le nataon'i Ralay hiany le izy kah !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2995