miala an'Ankatso dia mikatso

1. egal ( 16/02/2005 03:44)
miala an'Ankatso dia Ambohidempona
misy indray milaza ao ambadika ao fa miala Sophie dia tonga Sarah

raha tsiahivina ny tantara dia "nandroaka devoly" tamin'ny minisitera tsirairay avy ry zareo mpitondra talohan'ny nandraisany ny toerany:

miala devoly dia tonga ... anjaranareo ny manohy azy :-D
novalian'i fijo ny 10/03/2005 21:40
2. dadabe ( 16/02/2005 05:45)
de inona le devoly tonga klou e? :twisted:
3. pitchou ( 16/02/2005 17:41)
c'est égal!
4. fijo ( 16/02/2005 22:22)
ka devoly nivoaka moa nihiditra i anjely dia io ny vokany
5. xxx ( 16/02/2005 22:35)
fijo> devoly + anjely = devely :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. pitchou ( 17/02/2005 17:53)
tsy koi kou zany fa isika efa zatra nandritra zay fory taona zay ! sa misy mampanahy??? :twisted:
7. benjakely ( 17/02/2005 20:00)
Sali daoly,
Zao e! Iza moa no niteny oe 'niala an'Ankatso isika'? Mbola ao isika izao. Tsy hoe mandatsa aho an, fa firy moa ny olona efa niteny antsika fa mbola nisisika ihany isika mianakavy ho eny amin'ny 13 mai!!! Raha tadidintsika afa-baraka anie ry Prof ...( hainareo angamba fa Filoha taloha ),de iza koa moa ilay nilatsaka iray fa tsy lany ... Saingy isika mianakavy nifidy ny 'hikatso teto Ankatso'. :evil: :evil:
8. intelligenzia ( 17/02/2005 22:17)
Nankaiza daholo ireny mpiandry mpamoaka devoly ireny e? Tsy hitany ve fa misy devoly be eto amin'ny firenena ankehitriny? :-D
9. fijo ( 17/02/2005 22:42)
pitchou an inona tsara we io soratanao io ambony io
10. intelligenzia ( 17/02/2005 22:56)
fijo> :-D :-D :-D
miteniteny foana sahala amin'ilay silhouette-ny izy lesy e
11. fijo ( 17/02/2005 22:58)
manahirana kle
12. pitchou ( 18/02/2005 03:54)
fijo> elà kou lesy tsss! teny diso tsy mba kabary! sady efa nahitsinao ange e!
raha mba intellizensss otran'ny sasany zao enao d tsy nahita an'iny akory! fa nitady devoly isaky ny vodimototra!
13. intelligenzia ( 18/02/2005 04:04)
giravy ny fandehan-draharaha ka may volo-tratra ny devoly eee!
14. pitchou ( 18/02/2005 18:45)
ary otran'izao ataon'i intellizenss zao kay zany ny fandihan'ny devoly? tsara ho fantatra ihany sao mifanena aminy an!
15. fijo ( 22/02/2005 22:18)
tondrao rano letsy izy fa mampalahelo an.raha maty anie io tapaka ny revy e
16. intelligenzia ( 22/02/2005 22:28)
tsy aleo ve ny rononony ihany no anondrahana azy e? :-D
17. fijo ( 23/02/2005 22:05)
mifanaraha ary raha izay ko
18. pitchou ( 25/02/2005 18:44)
aleo ny rononon'i mamanareo no anondrahana ny manodidina ry intellizensss a! zabny v d tsy ho hainao fa eno kou mody adala! ndana tereo d lazao zahay rehefa mahafeno fatrambary enao!
19. fijo ( 28/02/2005 22:38)
kay RONONO ??????????????????????
20. pitchou ( 07/03/2005 18:10)
kay! fa noheverin'i fijo ho inn ????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1264