zava-baovao tsy fahita firy aty aminay!

1. mabloo ( 14/02/2005 14:24)
Tonga aty aminay ry zareo Mahaleo a!
Mba ndao rangaha hiaraka a! sa aona ny hevitrareo!

@ 19 Mars io andro io!
novalian'i fijo ny 28/02/2005 22:22
2. booboo ( 14/02/2005 14:31)
aiza mou zany any aminareo zany ?
3. fijo ( 14/02/2005 22:57)
lavidavitra wa any e.
4. dadabe ( 16/02/2005 08:27)
fa aiza aloha le any aminareo e?sao sanatria ka any @pole nord kle ? :)
5. fijo ( 16/02/2005 22:16)
aty atsimo ka
6. rvoulah ( 18/02/2005 16:08)
fa aty aminay koa anie ry mabloo mahaleo @ 19 mars e
montmorillon moa zany no ten marina e
7. chipie1 ( 18/02/2005 16:12)
ny aty aminay aminy 26 febroary
8. fijo ( 21/02/2005 22:11)
ary ny aty aminay izany ahoana kle
9. mabloo ( 25/02/2005 15:06)
an'ny am Mahaleo ry rvoulah mihaona a!zany an!!
10. iartistika ( 26/02/2005 18:58)
Zay ve zany tsy konty leaza ah!
11. fijo ( 28/02/2005 22:22)
zay koa tsy ao kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1271