Film gasy

1. rvoulah ( 16/02/2005 18:43)
sendra niditra tao amy site ny sobika aho teo de ao amy mitady namana taloha misy hoe , Film Gasy miaraka amy Tantely Ramonjy , manao ahona kay io film io ho an'izay efa nahita ?
novalian'i bloum ny 11/04/2005 14:35
2. iartistika ( 16/02/2005 19:20)
Le hitako t@ gazety aloha de film tsy fampiseho masoandro hono le izy,satri misy manao papa sy mama ela be!ary tsy tsy tantara nolalaovina le izy fa nisy namoaka fotsiny eh!
3. fijo ( 16/02/2005 21:36)
papa sy mama ve de ratsy
4. iartistika ( 16/02/2005 22:06)
Ty ratsy ka!fa tsy aseo masoandro fotsiny!sao may ny masoandro ny derika de nôfa be!
5. moi ( 17/02/2005 07:24)
Za efa nahita, fa dia tantara be no ao ambadiky ny film. Film tsy tokony nivoaka hono ilay izy, fa fiainana manokana, ka resaka valifaty nataon'ilay bandy no nanaparitahana azy ka hita hatreny amin'ny pochard.
6. iartistika ( 17/02/2005 09:26)
sambatra toi leaza ah!sady @ zay miss leaza ah....
7. intelligenzia ( 17/02/2005 09:29)
iartistika manomboka miha-maditra an! tapaka eo koa ny karama!
8. chipie1 ( 17/02/2005 09:32)
zany ve no sambatra aminy iartistika ? :{
9. hery ( 17/02/2005 09:38)
iartistika> dia ny aza tratrany ihany... ohatra hoe ianareo sy ilay jobanao noheverinao mba hakana fy manokana iny... kay nalainy camera dia notehiriziny. Dia rehefa misy gidragidra ka misaraka dia aparitany ilay video... ary ny olona ataony mahita azy voalohany dia ny joba tianao kandraina... mampalahelo Tantely raha izany no niseho.
10. xxx ( 17/02/2005 09:53)
sipa ane efa manambady e! efa nahazatra azy ny miodina , kinanjo voany piege dia traingo be. Ny aza mba fatatra ny gasy iany aloha fa tena afabaraka e! :twisted:
11. booboo ( 17/02/2005 10:24)
ié ! tsy mety tapaka mitsy lé tél arabo @ iny fotoana iny
12. Dezy ( 17/02/2005 11:59)
fa nga moa ny mamoka zany azo atao ra tsy mahazo alalana @ zay mpilalao sy ny nanao ilay film?? sa any dago tsy koi zany???
13. dadabe ( 17/02/2005 12:37)
hhmmmm hay ve misy an'izany e 8)
14. andansonia ( 17/02/2005 13:01)
Ny tena nampihomehy dia ny caricaturen'ny gazety afaky ny omaly angamba hoe manontany ilay olona sarambambeny hoe "Fa inona izany vidéo Tantely izany e" dia mieritreritra ilay rangahy hoe vidéo Tantely ex PM
15. willivas ( 17/02/2005 15:08)
Danza be io ry zalahy fa aza mba tratran'ny ohatran'ny nahazo an'i Tantely ihany a! Fa izao koa anatra ho an'ny rehetra izay tsy mahay mifanaja.
16. iartistika ( 17/02/2005 15:41)
ka le izy anie nifanarahana hono t@ alohan'ny lalao hoe alaina sary eh!dia nanaiky ny mpilalao roa tonta,fa nivadika le kôfa nony taty aoriana! mba misy lafy tsarany ihany anie eh!Lasa vedety ny anao vavy,dia mety alain'ireo vahiny hilalao aty am-pita...
17. ikaretsaka ( 17/02/2005 21:37)
ka izay ilay hoe te hanao aminy eo ko.
tsy ny fo hoa no mitondra fa ny saina..
teo de nientanentana ery izoa ny fo hoe alaivo sary alaivo sary fa tsy nojerena ny mety fiantraikany!

18. fijo ( 18/02/2005 00:16)
hi,aza hitako.io vetavetanareo io ry sipa ataovy moramora ihany an.
19. dadabe ( 18/02/2005 03:34)
ny azy kosa anie izany tsy lasankovavany fa nanao asa mivaingana izy e
20. Ramaso ( 18/02/2005 04:11)
ary tena mety izany rehefa mahazaka sipa de rehefa manao laisany de alaina @ vidaka le.. stt le sipa manao @ fo otran maitresse reny.. de vo mifopla de aparitaka!
henjy tsara izy @ zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2601