Film gasy

61. iartistika ( 24/02/2005 17:23)
Tsy firenena no resahana zao fa fi.....!
62. booboo ( 24/02/2005 17:36)
...film gasy ?
63. intelligenzia ( 24/02/2005 22:56)
iartistika bada lela :)
:P
64. iartistika ( 26/02/2005 12:01)
Tena bada mitiny!laliva njay ny ftôna eh!
65. nozzle ( 26/02/2005 17:17)
T@ voalohany za zany d nientanentana ery fa te hahita le film,nefa rehefa nahita d nalahelo ndray rehefa naheno ny fiangotiny tantely @ le bandy(malala a!mipetraha tsara ndry an! sy ny hoe aza alaina akaiky moa ny tareako fa tsy tiako e!e!sns)ka hoe fitiavana b toy zany v t@ fotoan'androny ary noho io fitiavana io no nahatonga ny fifanarahana ny hanao antsary ny zavatra hatao,d fanalana baraka toy reny v no valiny na d hoe tsy miaraka intsony sady izay haboridanao imasombahoaka le olon-tianao na dia hoe fahiny aza.
RY FIALONANA ô! hatr'aiza moa ny herinao.
D ny hirariana zany d mba tsy ho kivy na hamoifo @ io i tantely ka vonona ny hiady @ ratsy.
Ny andro sy ny taona hifandimby anie hanamaivana ny henatra sy ny alahelonao ry tantely..
66. iartistika ( 26/02/2005 18:14)
Vao naheno koa za tanikeo fa tsy le miss rey no manana film fa misy atrista hafa koa hony ao efa manana film .. :@ :@
67. fanta ( 28/02/2005 13:36)
Mba tantarao hoe (ho an'izay efa nahita) ny fizotran'ny tantara ao amin'ilay film sy ny description ny scènes miseho.
68. katafamamy ( 28/02/2005 14:08)
iartistika:

Vao naheno koa za tanikeo fa tsy le miss rey no manana film fa misy atrista hafa koa hony ao efa manana film .. :@ :@
marin zany!! ary vehivavy anakiroa izireo.......samy mpihira reo zao; fa ny iray mannequin teo aloha.


:oops: :oops: :wink:
69. rvoulah ( 28/02/2005 14:31)
raha araky ny resaka maro efa nisy teo ambony teo ireo zany de ohatrany hoe zavatra efa nifanarahana le hoe hofilména le zavatra fa kosa tsy nisy nanampo hoe havoakan'ilay naka film le izy refa nisy ny tsy fifanarahana taty ao aoriana
70. iartistika ( 28/02/2005 17:41)
Tao @ zany pazzapa zany anie hono ny iray eh! marina ve? 8O
71. nozzle ( 01/03/2005 16:41)
Zay ndrindra le izy rvoulah ary tena mampalahelo ny toetsaina raha toa ka hanao zany avy zay misaraka rhtr zao d ho feno film porno gasy nifanarahana eny an-tsena retra eny.
72. iartistika ( 01/03/2005 16:53)
Ary zany pazzapa zany ? sy phihira malaza avy any mahajanga hono! .....(vehivavy daholo)
73. rvoulah ( 02/03/2005 08:26)
nozzle< tena mampalahelo mihintsy
74. Iriniaina ( 02/03/2005 08:56)
ary toa otrany hoe nifanarahany ilay izy hoe filmena , ho anazy 2 iany kanefa nony niady izy roa dia natao ilay bandy hoe avoakako aminolona ty dia sipa tsy nisalasala nanao hoe ataovy raha sahy ianao , dia nataonilay bandy... :evil:
75. ravatorano ( 02/03/2005 09:21)
fanta>ny tantaran ilay film d jereo ny voalazan i moi ery ambony sy ireo namana hafa fa tena amin ny antsipiriany mihitsiny :wink:
76. bichette ( 02/03/2005 16:35)
ny honohono tsy maintsy misy ary ny mahagaga fa ilay honohono dia exagerer foana
77. nozzle ( 02/03/2005 17:17)
Sady ny fitiavantenan'ny le bandy koa anie b loatra e!Ary zany no manambara fa tsy d tia an'i Tantely akory leiry ka pmena tsiny v tantely raha niala taminy satria raha zohina le sary d Tantely ihn no alaina fa leiry manao patron fotsiny d zany v d mba misy fitiavana,raha tsy hoe angaha mety ho nisy ihn hoe tantely ndray no naka sary fa tsy navoakan'i leiry.
Ho anareo vhv mba tadidio tsara ny endrikio bandy io d ataovinareo fahirano zany hoe alavironareo izy mba ialana @ victime hafa koa sy hamaizan'azy tsy homena vhv tsony fa tsy hainy ny miaramiaina @ vhv raha ny fahitako azy.
78. rvoulah ( 03/03/2005 12:32)
mitovy hevitra amin'i nozzle aho amizay
79. yonikafopl ( 04/03/2005 20:24)
homboy izy eee!! hihihhi
80. booboo ( 04/03/2005 21:00)
aaaaaaaaaaah z'aime bien ce mot hihihihihihi !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1635