Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
intelligenzia
(
23/02/2005 01:29)
IT: Mitsaoka an-dafy ny olona
Fa ampianarina hitsaoka ve izy ireny sa ny fitondrana no tsy mahay mampiasa azy?
[quote=midi]La plupart des techniciens et ingénieurs en technologie de l’information et de la communication malgach...
tohiny
novalian'i tsangana ny 01/10/2005 21:05
intelligenzia
(
23/02/2005 01:02)
ALMA: An'i Lalao sy MArc =))
[img]http://www.lagazette-dgi.com/v2/images/596-Sans.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i intelligenzia ny 24/02/2005 23:21
mumu
(
22/02/2005 14:42)
Mahaleo eto Paris - 26 Février 2005
misy ande ve?...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2005 20:50
zimbakely
(
22/02/2005 14:33)
etsika eto lyon!
hafana ndray lyon amin'y tapaky ny volana marsa miditra io ko manasa ansika namana rehetra hiara hifaly amina, eo aloha ny fandalovan'i ROSSy ny asabotsy 12 mars izao, tapolaka tokoa io an, tandremo s...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2005 22:23
cutie
(
22/02/2005 14:29)
mofo atody
Za mitady recette fanaovana mofo atody ze manana.
Misaotra mialoha.
...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/04/2005 21:57
jabah
(
22/02/2005 12:01)
fitiavana sy ny finday (portable)
O ry reto an!
Ianareo ve mahatsapa fa tena mora tokoa ny fiainam-pitiavana rehefa misy tel portable?
TRANGA 1:
Hoy le namako zay hoe: "tena mitombo be ry reto ny fijangajangana hatrizay nisian'ity ...
tohiny
novalian'i bibioul ny 16/06/2005 07:32
eisy
(
22/02/2005 12:01)
Apôkalipsy sy ny fanalana devoly
De tena mampihomehy ahy reolona ny fikan'ilay Kôfa mpitarika ireo mpivorivory ao amin'ilay Fikambanana Apokalipsy!
Manala devoly hono lery de
1-Tondrony ny olona de raha vao misy devoly hono de mi...
tohiny
novalian'i dadabe ny 31/03/2005 16:02
booboo
(
22/02/2005 11:24)
misy scouts ve ?
ndô zareo mbô hitafatafa ato aby zé scouts ( na tily na mpana na kiady na antily na tsy haiko aby fa refa scout fotsiny e ! / na sampana inona na sampana inona kounkou )
Misy vitsivitsy maromaro...
tohiny
novalian'i cielbleu ny 25/07/2005 18:06
xxx
(
22/02/2005 09:28)
amboarina
Ahoana ny hevitrareo amin'ireny vady amboarina ireny? rehefa mahazo taona mantsy na lelah na vevavy dia toa lasa miditra an-tsehatra ny fianakaviana ....
tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2005 23:56
DrTriniti
(
22/02/2005 08:49)
Control d'utilisation de license de logiciel
Salut!
Efa manomboka izao ny fisavana ny license na produit Microsoft rehetra ataon'ny OMDA sy ny Agent Microsoft. Koa mandraisa fepetra izay voakasik'izany.
Amin'ny manaraka indray.....!
...
tohiny
novalian'i Lallah ny 04/03/2005 07:02
notron
(
22/02/2005 07:58)
Aza manolana biby e!
- Fa nanin rankizy no maty ilay sakakely a?
- Nampandroko izy.
- Sakakely io ve de ampandroinao eeee!
- Ka tsy ilay fampandrona azy ange no nahafaty azy e!
- Fa ahoana???????????
- Natahorako tsy...
tohiny
novalian'i cheboman ny 24/02/2005 13:47
notron
(
22/02/2005 07:54)
Bizina tsotsotra
- Salut lesy elah
- aaaaa Raketrika marina, de in lesy no malaza.
- Zao sahiran-dava zao lesy e!
- Za lesy ôtrany hietsika kely fa misy bizina tsotsotra a!
- In lesy? sao mahasoa ny namana.
- Fo...
tohiny
novalian'i welie ny 15/03/2005 17:37
intelligenzia
(
22/02/2005 04:43)
Antson'ny fo
[img]http://www.geocities.com/tikozefa/fo.gif[/img]
dia miantso marina ve ny fo araka ny hevitrareo? [img]http://www.geocities.com/tikozefa/pimaso.gif[/img]...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2005 22:11
intelligenzia
(
22/02/2005 04:37)
Ny atao mba ahazoana vola be
[img]http://www.geocities.com/tikozefa/binladen.gif[/img] io tanteraho...
tohiny
novalian'i rurik ny 20/04/2005 15:57
intelligenzia
(
22/02/2005 02:40)
fijerin'i Amerika an'izao tontolo zao
http://www.noobwars.gr/forum/uploads/post-103-1086294986.jpg
dia hisy ho tezitra indray ve nefa marina io? :) ...
tohiny
novalian'i isambilokely ny 10/05/2005 04:53
xxx
(
22/02/2005 01:05)
Taonan'ny fizika ny taona 2005
1879 Born 14 March at Bahnhofstraße 135, Ulm, Germany
1880 Einstein’s family moves to Munich, where his father founds a firm manufacturing electrical equipment
1888 Enters Luitpold Gymnasium in M...
tohiny
ikaretsaka
(
21/02/2005 22:31)
Ny baiboly/mba fantatrao ve??
Tsetsatsetra tsy aritra ihany ity ary tsara ho fantatra:
-ny dikan'ny teny hoe baiboly/ bible dia avy amin;ny teny grika hoeBiblios (tsy boblosy an =))) .. izay midka hoe boky maromaro natambat...
tohiny
novalian'i marozevo ny 29/04/2005 00:03
iartistika
(
21/02/2005 17:12)
Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?
Tena gaga mihitsy ny tenanay mahita an'le gasy eto france,fa na de mifanena eny @ arabe aza de mitodika any an-toera-kafa ny sasany,ny sasany moa mangarika mihitsy! F'inona ny antony? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 19:52
majakely
(
21/02/2005 12:50)
voaloham-pitia
Moa ve indray andro mety hisy moyen hanadinoana ny voaloham-pitiavana sa dia ho toy ny aloka ka hanaraka foana mandram-pahafaty?Ahoana hoy ianareo fa indrindra ireo efa zokinjokiny efa manana experien...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 21:41
hery
(
21/02/2005 12:18)
Ny gasy any amerika
Efa nolazaiko teto ihany fa dia arakaraky ny toerana ipetrahany tokoa ny toetran'ny gasy aty andafy... ary comme d'hab hoe ny oul no hita aloha dia toa izao no fahitako ny Gasy any amerika avaratra (U...
tohiny
novalian'i cutie ny 29/06/2005 20:35
