- Salut lesy elah
- aaaaa Raketrika marina, de in lesy no malaza.
- Zao sahiran-dava zao lesy e!
- Za lesy ôtrany hietsika kely fa misy bizina tsotsotra a!
- In lesy? sao mahasoa ny namana.
- Fotoanan'ny orana lesy zao ka hivarotra kapa no hitako vola rapida a!
- Ka kapa ventiny sa ranony lesy zany?
- Le kapa fanao @ tongotra ry le tsisy saina ty aa!
=))
ko raha tsy le hoe ao @ timoty sa inona ilay miteny i paoly hoe "mba hoe ento aty ny kapaotiko .. ilay adinoko any @ Kleofasy"
de hoe maninona tsara aaaaaaaaa?????
kay le izy manteau