Liste des messages
Liste des messages, inserés par welie, par ordre de date
welie
(
16/10/2009 10:50)
Leo be an'ireo gasy
Manao ahona daholo isika rehetra,
asa ry reto ianareo na ahona na ahona fa izaho dia tena leo be an'ireo gasy témoins de Jehovah izay mandona isam-baravarana rehefa hitany fa misy gasy mipetraka i...
suite
répondu par xxx le 11/01/2010 23:16
welie
(
24/04/2009 16:33)
Habibiana tsotra izao!
Tsy aiko intsony na eto @ resaka politika na aiza no tokony hanoratako fa dia tena habibiana tsotra izao ny nahazo ilay mpivaro-boky teny Ambohijatovo! Dia asa hoe tsy mba henjehan'ny eritreriny ve iz...
suite
répondu par essera le 25/04/2009 08:36
welie
(
25/06/2005 09:13)
Tratry ny Hasaramanitra ooo!!!
Zay ihany ka! Dia manova fety be daholo aza ooo!...
suite
répondu par fijo le 28/06/2005 22:24
welie
(
28/05/2005 15:30)
Ny ankizy mifankatia!!!
Hono ho'aho ry ray aman-dreny isany:
Ahoana no mba hevitrareo amin'ny ankizy (zany hoe "ados" mou zany e) izay manao sipa? ...
suite
répondu par dadabe le 30/05/2005 19:13
welie
(
18/05/2005 13:43)
Mivavaka alohan'ny hisakafo sy hatory sy vao maraina sns...
Saika ho ataoko tao @ eritreritra mandalo ito lohateny ito nefa indray dia aleo ho ato.
Mba lasa ny saina hoe ianareo ve kay mivavaka alohan'ny hisakafo sy hatory sy vao maraina sns...??? Bizzz kely ...
suite
répondu par welie le 30/05/2005 19:04
welie
(
13/04/2005 12:41)
Mopera manao sipa!!!
Dia ito indray aza misy sujet somary mba hangalana aina kely... :-P
Ahona ny hevitrareo @ mopera manao sipa sy ny mopera manan-janaka? (zanaka tena izy fa tsy hoe i "mon fils" an! :lol: )
Dia rah...
suite
répondu par marozevo le 01/06/2005 00:33
welie
(
07/04/2005 13:46)
Prince Rainier maty!!!
Mba lasa ny saiko hoe mba nanohina ny fon'ny maro ve ny nahafatesan'ny Prince Rainier III de Monaco e?
Raha izako manokana manko dia tena nalahelo tokoa raha nahare ny fahalasany satria izaho dia mpa...
suite
répondu par fijo le 21/04/2005 23:17
welie
(
04/04/2005 11:46)
Ny Katolika sy ny Baiboly...
Ito indray misy fanontaniana kely manitikitika ahy ry reto!
Raha namaky ny hevitra hafa tany ambadika tany aho dia nahita hoe ny an'ny Katolika dia izay lazain'ny Mopera (na Pape?) no ekena ho marina...
suite
répondu par dadabe le 10/04/2005 15:51
welie
(
30/03/2005 13:59)
Tana in love sans Tovo J'hay???
Asa hoe iza no mety ahafantatra sy ho sûr hoe hisy Tovo J'hay ve @ ilay Tana in Love any Paris sa tsia? Manontany manko aho satria ny concert izay saika natao @ 2avril izao (miaraka @ Tovo, Bodo, Nan...
suite
répondu par sonwin le 08/04/2005 16:17
welie
(
03/03/2005 18:46)
L'importance du Pape pour les catholiques...
Mba te ahafantatra fotsiny aho hoe mitana toerana lehibe eo @ fiainan'ny Katolika ve kay ny Pape? Ho ahy manokana tsinona (izaho tsy Katolika) dia olona mitovy @ olona rehetra izy. Tsy hoe manambany n...
suite
répondu par booboo le 12/05/2005 12:43
welie
(
12/02/2005 12:16)
Bodo, Tovo J'hay, Nanie...-ALLEMAGNE
Ho avy aty Allemagne indray i Bodo, Tovo J'hay, Nanie ary ry Johary.....any Essen no fotona ka dia tongava maro daholo indray ary ooooooooo! :wink: ...
suite
répondu par fijo le 29/03/2005 22:12
welie
(
21/01/2005 14:55)
Sipa sy bandy\'ny ville!
Ity hoy aho ry reto mba misy zavatra tsikaritra kely: Asa na mbola misy hatram\'izao ilay hoe \"bandy sy sipan\'ny ville\". Asa raha azaonareo ny tiko ambara.....ao azavaiko ary e!
Ireo izany dia i...
suite
répondu par fijo le 17/02/2005 22:58
