Ny Katolika sy ny Baiboly...

1. welie ( 04/04/2005 11:46)
Ito indray misy fanontaniana kely manitikitika ahy ry reto!
Raha namaky ny hevitra hafa tany ambadika tany aho dia nahita hoe ny an'ny Katolika dia izay lazain'ny Mopera (na Pape?) no ekena ho marina (izay vakiana avy ao anaty Baiboly izayn e).
Voalaza koa fa hoe ny Katolika dia tsy "mahazo" mandalina ny Baiboly (na hoe mamaky...?! tsy azoko tsara). Sa hoe tsy mahazo mitana Baiboly ao an-trano mintsy ohatra ve???

Tsy aiko na hoe mitombona ve io sa tsia fa mba mila fanazavana kely dia misaotra o!!!
novalian'i dadabe ny 10/04/2005 15:51
2. sahoby ( 04/04/2005 11:49)
Sao dia hadinonao fa maro be ary mila tsy tambi hisaina ireo catholique mandeha mandalina manokana ny finoanan raha ny tena tiako ho lazaina dia maro be ireo manana doctorat en 3eme cycle amin'ny théologie ka nahoana no ho izany, tena tsy marina io sujet lazainao io
3. welie ( 04/04/2005 11:54)
Tsy resaka hoe mandeha manao doctorat no lazaiko ka! Fa ny olona tsotra... Toy ny hoe fampianarana ny Tenin'ny Soratra Masina ohatra. Na ny Sekoly Alahady na tsy aiko... Ny tiako ho lazaina dia ny olona tsotra izay tia na dia ny hoe hamaky Baiboly ao an-trano fotsiony aza...
Dia misaotra anao namaly :-)
4. dadabe ( 04/04/2005 11:54)
:?: :?: :?:
5. welie ( 04/04/2005 11:58)
dadabe> hihihi.... fa misy inona? Ka sujet hitako tany ambadika tany io dia nanitikitika ahy... Ary mba valio fa aza mi-point d'interrog. eo foutsn toi...... :-P
6. dadabe ( 04/04/2005 12:07)
ka....ka....ka.... andraso klou...fa ny namana tsy mbola tonga
sao de lazain'i zokin'i Holy fa .......
sady zah tsy te -hivoaka ny vala kle sa ahoana sahoby?
7. ari.malala ( 04/04/2005 12:19)
wellie, tsy marina izany! Za zao mampianatra katesisy isaky ny alahady, ary isaky ny sabotsy hariva mandalina Baiboly izahay ao am-piangonana, za zao manana Baiboly 4 ao an-trano, tsy misy miteny mintsy hoe tsy ùmahazo mitana Baiboly ao an-trano! Efa entanina mintsy ary @ zao ny Kristianina Katolika hamaky sy handalina ny Baiboly ka! :-)

8. haingo23 ( 04/04/2005 12:22)
Ny azoko lazaina aloha dia vitsy ny katolika no manana baiboly.
T@ izaho nianatra t@ mopera dia nasaina nividy baiboly izahay. t@ izay fotoana izay dia tsy nahita hovidiana, nangataka t@ olona katolika teo akaikinay fa tsy manana ry zareo nefa dia katolika pur porc.
9. hery ( 04/04/2005 12:24)
Misaotra an'i welie aloha manontany eto amin'izay mba afakamamaly ny katolika fa sao dia maheno honohono fotsiny any.

Voalohany indrindra dia misy ny baiboly katolika :-) (Gasy) ary efa natonta printy imbetsaka. Angamba raha ho an'ny mompera sy ny Papa fotsiny dia tokony tsy natao betsaka satria vitsy ry zareo ireo.

Faharoan'izany dia tohanako kely ny filazan'i Sahoby etsy ambony... satria ireo olona manao théologie sy mandalina baiboly tiany holazaina ireo dia tsy mompera na Papa fa tena olon-tsotra mihitsy. Betsaka ny olontsotra lahika mandalina baiboly manokana, izany hoe tsy maintsy manana baiboly (any antranony).

Fahatelo dia misy Documents vitsivitsy nivoaka tamin'ny Vatikana II izay anentanana manokana ny katolika hamaky baiboly izay ekena sy inoana ho Tenin'Andriamanitra. Izany hoe tsy ny papa sy ny mompera irery no tokony hamaky baiboly.

Ny resaka marina anefa dia izao. Taloha (elabe hono :-)) dia tena zavatra saro-pady ny baiboly. Tenin'Andriamanitra ka atahorana sao dia mivaona amin'ny tena zavatra lazainy ny olona mamaky azy mandray an-tendrony. (Mbola mitranga izany amin'ireo olona sasany indrisy :-(). Dia noheverina ary fa vahaolana mba tsy hiparitahan'ny hevidiso ny fitenenana ny olona mba tsy hamaky baiboly manokana fa hanao izany kosa miaraka amin'ny Fiangonana (manaraka ny litorjia, miaraka amin'ny raiamandreny am-panahy sns). Nivadika ho tsy fahazotoana mamaky baiboly anefa io... ka ireo protestanta izay (à tort et à travers) namaky baiboly dia sady afaka nandalina baiboly no nitombo koa ny sekta mandray ny baiboly an-tendrony.

Inona izany no vahaolana naroson'ny Vatican II?
Vakio ny baiboly. Halalino sy iaino. Saingy ataovy ao anaty Vavaka izany (Lectio divinis). Izany hoe tsy tsimponina hanaporofoana izay tianao hoporofoina fotsiny fa raiso ho teny iray tsy azo sarahana. Tenin'Andriamanitra iray manontolo.

Dia izany no iainan'ny Katolika azy amin'izao fotoana izao.
10. Narilala ( 04/04/2005 12:28)
Welie: ny sujet eto @ forum dia izay ao an-tsain'ny mpametraka no ataony na dia fantany izao aza fa zavatra tsy mitombona sy tsy voaporofo. Nefa na izany aza tiako ny manazava aminao @ ankapobeny, satria raha ny antsipirihany tsy misy fotoana hanaovana izany eto.
Tena diso tanteraka ny filazana hoe izay lazain'ny Mopera ihany no ekena ho marina. Saingy kosa ho anay Katolika raha mampianatra momba ny finoana ny Papa @ maha filohan'ny Fiangonana azy, dia tsy hampianatra anay zavatra diso mihitsy. Averiko indray fa momba ny fampianaram-pinoana io, ary ny Papa fa tsy ny Mopera akory.
Momba ny hoe ny Katolika tsy mahazo mandalina Baiboly dia nisy vanim-potoana tao @ Fiangonana tsy nahazoan'ny sarambabem-bahoaka namaky baiboly satria maro ireo izay samy nanana ny fomba famakiny na fomba fahazoana izany, ary tena nivaona t@ izay hafatra tian'ny Baiboly hampitaina mihitsy aza mihitsy aza. Diniho fotsiny ohatra, firifiry akory moa ireo antokom-pivavahana madinidinika marobe ireo no efa nisy nanambara fa ho avy ny farandro, izay mandray am-bolony ny Soratra masina, ary efa nisy nilaza izany hatr@ taona maro.
Ny fianarana ny Soratra masina no zava-tsarotra indrindra, ka tsy hoe rehefa mahay mamaky teny ianao ka namaky baiboly dia mahay ny Soratra Masina.
Nanomboka t@ konsily vatikana II dia namela malalaka ny kristianina handalina sy hamaky ny baiboly ny Fiangonana satria efa nihamaro koa ny manampahaizana isam-pirenena afaka hampianatra ny olona sy hanome fiofanana momba izany. Ka @ izao fotoana izao, araka ny tenin'i Sahoby , dia marobe ny kristianina lahika tena mandalina mihitsy any @ université na centre hafa momba ny S.M, ary ny isan-tokatrano dia saika manana Baiboly avokoa. Eny fa ny ankizy aza ao @ katolika dia manana ny Baiboly sahaza azy, atao hoe Baibolin'ny ankizy, aseho @ lalan'ny kisary isankarazany mba mora hahazoany azy.
11. Narilala ( 04/04/2005 12:33)

12. Narilala ( 04/04/2005 12:38)

13. Narilala ( 04/04/2005 12:39)

14. Narilala ( 04/04/2005 12:42)

15. Lotera ( 04/04/2005 12:45)
io fanontanian'i welie io dia mampahatsiahy an'ilay soratra milaza fa:
"lozanareo fa tananareo ny fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra! Ianareo tsy miditra ary izay te hiditra tsy avelanareo"
16. welie ( 04/04/2005 12:45)
Merci merci fa voaray tsara ny fanazavana!!!

ari.malala> Hay ve e? Za dia gaga hoe tsy mahazo hono...

hery> Ary toi mahay manazava tsara foanany an! Merci e!

Narilala> Mazava tsara koa ilay fanazavana fa misaotra.

Fanamarihana kely: Ary tena mandreraka be ny olona rehefa mandray an-teniny izay voalaza ao anaty Baiboly... Zay ihany ka!!! ;-9
17. haingo23 ( 04/04/2005 13:07)
Marina ny fanazavana nataon'i hery tery ambony. Ny indro kely dia samy manana ny heviny (interpretation) @ fandalinana ny baiboly ny tsi11. Dia izany no mahatonga ny fisarahana sy ny fifandonana ary ny tsy fifanajana.
18. ari.malala ( 04/04/2005 13:45)
Lotera:

io fanontanian'i welie io dia mampahatsiahy an'ilay soratra milaza fa:
"lozanareo fa tananareo ny fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra! Ianareo tsy miditra ary izay te hiditra tsy avelanareo"

Aza raisina an-tendrony toy io ny Tenin'Andriamanitra ê! jereo tsara fa ny mpanora-dalàna no nitenenan'i Jesoa an'io. Ary efa nazavaina anie hoe efa entanina aza ny olona @ izao fotoana izao hamaky ny Baiboly sy handalina ary hiaina azy ê!

19. xxx ( 04/04/2005 14:34)
Narilala sy Hery, taona oviana kay ny vatikana II no nanomboka nampiarina azafady?
20. sahary ( 04/04/2005 14:40)
marina io voalazan'ny wellie etsy ambony io,taloha tokoa mantsy de tsy navela ho vakian'ny olon-tsotra ny baiboly fa natao ho an'ny mpitondra fivavahana ambony ihany,izany no nahatonga an-dry lotera ho niafina raha namaky baiboly eny fa na dia relijiozy aza izy t@ izany,ary marina koa ny filazana fa misy ireo katolika mpanara-drenirano fotsiny ka tsy mandalina fa izay lazain'i mompera hono dia izay ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3505