Ny Katolika sy ny Baiboly...

41. sonwin ( 06/04/2005 11:21)
welie>inona izany kozy any ambadika izany e? ny ahy eto ihany no hitako mantsy.
dadabe> de inona ny paika frera a?toa tsy misy adi-hevitra mafonja intsony nga eto izany...
adihevitraforever
42. dadabe ( 06/04/2005 15:42)
adyhevitra>??? izao ary na i hery na i arilala dia samy nanamafy fa ny VATIKA II (izay t@taona 1962-1965 misaotra an'i naditra)no nanomboka namela malalaka ny vahoka kristianina katolika handalina sy hamaky ny baiboly ,ary ny talohan'izay??????????????? de raha milaza ve i welie hoe "Ito indray misy fanontaniana kely manitikitika ahy ry reto!
Raha namaky ny hevitra hafa tany ambadika tany aho dia nahita hoe ny an'ny Katolika dia izay lazain'ny Mopera (na Pape?) no ekena ho marina (izay vakiana avy ao anaty Baiboly izayn e).
Voalaza koa fa hoe ny Katolika dia tsy "mahazo" mandalina ny Baiboly (na hoe mamaky...?! tsy azoko tsara). Sa hoe tsy mahazo mitana Baiboly ao an-trano mintsy ohatra ve???
dia lazainareo fa manenjika na manaratsy katolika ?sao kosa lahy ka ianareo mihitsy no tsy mijery tsara a,mitombona ary marina tanteraka io lazain'i welie io ,na i hery (katolika 100%)aza anie efa nilaza fa hoe "taorian'ny vatikaII"vao tena noentanina ny vahoaka kristianina katolika mba hamaky baiboly .

zay klou sao mivoaka eo zah .
sonwin>tsika frera eto forever a
43. welie ( 06/04/2005 15:42)
Merinaforever> Ahan.... mahay an!
44. Mifenty ( 06/04/2005 20:38)

io radada de zay voalazan'i Papa Ray Masina iany io a


tsisy ady hevitra io.

Ozizy oe tsy mampiasa kapoty enao de tsy mampiasa imasom-bahoaka enao fa any ambadika no mampiasa na koa hoe tsy ankiteniteny ny fampesana azy

zay io radada a.

45. welie ( 07/04/2005 12:02)
Dain koa zany Mifenty e! Hahahhaha.......
46. routa ( 07/04/2005 12:59)
aza de mba atao an izany kosa rey olona fa baiboly no resahana , mba lanjalanjao hiany ny ho soratana ka!
47. dadabe ( 07/04/2005 13:23)
routa>marina izany
48. ari.malala ( 07/04/2005 13:33)
fa iza no niteny hoe manenjika katôlila i dadabe ê! raha ny zavatra soratanao any @ lhvt hafa dia ie, tena zay fa raha ny hoe tsy nahazo namaky baiboly ny katôlika talohan'ny vatican II faha marinana tsy azo lavina ary izany k oatao ahoana?! @ izao no miezaka ny hanarina an'izany!

49. dadabe ( 07/04/2005 13:52)
arimalala>merci e,misaotra betsaka :D de ampy hoa
50. dadabe ( 07/04/2005 13:56)
arimalala>merci e,misaotra betsaka :D de ampy hoa
51. Mifenty ( 07/04/2005 14:49)


misaotra betsaka radada ah.

nen'i Elia dia nesoriny ny kapaoty nialohan'ny niakarany tany an-danitra.

ho an'izay te mbola hampiasa angamba ny antony , tsyhaiko.

" :lol: de ampy" dixit radadabe
52. sonwin ( 07/04/2005 16:34)
welie> inona ilay any ambadika fa tsy mety azoko mihitsy ..ambadika aiza izany?
53. fijo ( 07/04/2005 22:39)
ny katolika kosa anie ka te hisalotra ny firenena manontolo e.tsy misy tsy hidirany izao ny raharahampirenena rehetra.
dia io ra8 fa mba manao koa nadia protet aza
54. sonwin ( 08/04/2005 16:56)
Mandehana ianareo amin'izao tontolo izao , ataovy mpianatro ny olona rehetra> teny baiko io fijo a..ireo silamo ireo mbola ho lasanay ihany koa ka
55. dadabe ( 09/04/2005 05:19)
ataovy mpianatra ny firenena rehetra ....resaka finona fa tsy resaka raharaham-panjakana ==>io indray fa mihinana ambolony frera le
56. sonwin ( 09/04/2005 10:55)
finoana io resaka io ry frera a..dia misaotra amin'ny fanitsiana kely :lol: ..aiza leity izay volony eo a
57. Mifenty ( 09/04/2005 15:05)
misy kou lty le oe miterà ary mamenou ny tany a


d inn kou le jerosalema malaza...
58. Merinaforever ( 09/04/2005 21:56)
Hoatry ny hadinonareo sahady ilay tonnonkalo tetsy ambony le!

"Satria tsy ny finoana no tsy milay
Fa ny fanjanahan-tsaina no tena mavay
Lazaina tsy an-kiato fa ny farandro tsy ho ela
Ny an'ny hafa lolohavina,ny an'ny tena avela.

Izany no anton-javatra tena mampialona
Aza gaga loatra raha nitroatra Ranavalona
Ny hany mba natao dia fitsarana sy taraina
Fa lavitra ny tena izay mba ho tonga saina

Ka ny finoana ve, azo omem-boninahitra ?
Sa halam-baraka toy ny zezika any am-pahitra ?
Kendreo ary izy tsy hatao fanangolena
Ka hanamaivanana ny fiainam-pirenena"


Asa raha tadidinareo ilay fihetsika nataon-dRa8 tany amin'ny Conseil des Eglises ICAR angamba izy izay,ary efa eo amin'ny herintaona eo.Nisy resaka fanomeza-mbola izy izay mba hiasan'ny hery velona ao amin'ny fiangonana.Tena hitako fa tena tsara be mihitsy ilay "conception" ary nanampy ahy hanana aingam-panahy nanoratra ity tononkalo ity.
Ny zavatra tiako hasiana tsindrim-peo kely dia ny fampantsiahivana ny Kristianina fa tsy "extraterestre" akory izy,fa olom-pirenena tanteraka ka manana adidy (eo amin'ny firenena).Tsy manana zo ny Kristianina handray an-tendrony ny tenin'ny soratra masina manao hoe:"nataoko ho toy ny fako daholo izao rehetra izao nohon'ny fahalalana ,sy famirapiratan'i Kristy...".Marihiko fa ny fandraisana an-tendrony ny teny maro ao amin'ny baiboly no mahatonga ny maro hihevitra ny tenany ho toy ny "extraterestre" fa tsy olom-pirenena.

"Izany no anton-javatra tena mampialona
Aza gaga loatra raha nitroatra Ranavalona
Ny hany mba natao dia fitsarana sy taraina
Fa lavitra ny tena izay mba ho tonga saina"


59. sonwin ( 10/04/2005 13:42)
merinaforever> =D
60. dadabe ( 10/04/2005 15:51)
merinaforever>ka le tian'ise ampitaina anie tsy azo mihitsy e,fanontaniana ve sa.....kabary tsy valiana ve sa....tsy haiko e fa zah tsy mahazo ny resakao ???? :?: :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3147