Ny ankizy mifankatia!!!

1. welie ( 28/05/2005 15:30)
Hono ho'aho ry ray aman-dreny isany:
Ahoana no mba hevitrareo amin'ny ankizy (zany hoe "ados" mou zany e) izay manao sipa?
novalian'i dadabe ny 30/05/2005 19:13
2. RockyMaivia ( 28/05/2005 17:13)
Dia ampianarina mampiasa pilina sy préservatif izy mba tsy hisian'ny accident ka inona ndray moa?o^o
3. RockyMaivia ( 28/05/2005 17:14)
Ndao anie tsika sy ndry hifankatia raha tsy faly be dadanareo sy mamanareo eh!=(( (l)
4. RockyMaivia ( 28/05/2005 17:15)
And that's the bottom line cause The Rock said so!
:-$
5. Missie ( 29/05/2005 09:09)
fa aona :lol: ay marina mou Welie kely Ados koa :lol:.
Bô afaka mamaly ve zay na de tsy ray aman-dreny azany :).
6. sorom ( 30/05/2005 06:09)
Tsy mora ny fanabeazan-janaka, indrindra ireo adolantsento (ados)! Ny tsara indrindra dia ny fifampiresahana sy fifanakalozan-kevitra an-kalalahana. Ny tena olana mantsy matetika dia ataontsika Malagasy ho sujet tabou izay rehetra heverina ho mamoafady, kanefa dia ireny indrindra no tokony horesahina.
Ilaina ny mihaino sy miresaka amin-janaka toy ny ilan'ny zanaka miresaka amin'ny raiamandreny satria izay no ifankahalalany! Izay no ahafahany mifanatsara sy mifanitsy. Tsy zavatra tongatonga ho azy anefa izay raha tsy efa nambolena hatramin'ny mbola kely mihitsy!
Raha misy ny fifampiresahana sy fifanakalozan-kevitra an-kalalahana dia hifankahalala tsara ny zanaka sy raiamandreny ary hifanoro. Tsindriana fa double sens io!!! Mihena lavitra amin'izay ny fanandrakandramana ataon'ny adolantsento satria tsara hafatra avy ao an-trano...
8)
7. Chuan ( 30/05/2005 10:32)
Lehibe ny ankizy ry Mama a !!
8. pitchou ( 30/05/2005 11:34)
lalan'ny fiainana izany mitia izany ko! fefenao lava izao ve izy isaky ny mitempo fitiavana ny fony ko tsy ho lasa lagilasy tsy mahay mitia intsony? fa ny fifampitokisana eo @ RAD sy zanaka manamora ny fandiavan'ny ados ireny fitiavana mitsiry ao aminy ireny!
9. mir ( 30/05/2005 11:56)
zavatra tsy maintsy andalovan'ny olona tsirairay zany fifankatiavana izany ka!! fa no tokony ataon'ny ray amna-dreny tsirairay fotsiny de mampianatra tsara ny zanany ny zavatra rehatra tokny ataony sy ny tokony tsy ataony, mba tsy hanaovany zavatra ratsy aoriana any!!! sa ahoana ry zareo an!!
10. booboo ( 30/05/2005 12:12)
aminà refa tsy atao atsirambina ny fianarana, vita aby ny raharaha ao an-trano, tonga saina hoe ilaina ny pillules sy préservatifs raha hanao firaisana ara-nofo, fantatra hoe aiza no aleha iza no manatitra ary @ firy no mody, tsy miara-matory ao ambanin'ny tafotranon'ny rad dia ça va.
11. welie ( 30/05/2005 12:34)
RockyMaivia> Hummmmm......

Missie> Mahazo mamaly akia ry Mama a! :-P Bizzz...

sorom> Zay mihitsy koa ny hevitro! :-)
12. RockyMaivia ( 30/05/2005 12:46)
sorom> tsy azo hoe inona ilay resaka tabou??? raha nisy hoe "ry" tohiny dia mety ho azonay ihany fa ity tsy mazava!
13. welie ( 30/05/2005 12:56)
RockyMaivia> Ary lasa miha-intelligent fona anie nareo zany e! ^:^
14. dadabe ( 30/05/2005 15:42)
tsy hoe intelligent fa efa manana traikefa ry welie a,expert en la matiere:wink:
15. pitchou ( 30/05/2005 18:26)
booboo> tsy aoambany tafon'ny RAD aky fa aiza indray? d ho sanatria handeha any @ hotely otran'ny .... ve sa eny an-jaridaina ? ko tsy loza?
16. welie ( 30/05/2005 18:47)
dadabe> Hihihihi..........
17. dadabe ( 30/05/2005 19:13)
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3829