Liste des messages

Liste des messages, inserés par majakely, par ordre de date
majakely ( 15/03/2007 09:16)
mijaly
ilain'ny zanak'olombelona ve ny fijaliana ,(le mijalijaly ara-batana ara-panahy) amin'ny fiainana?valio za de lazaiko hoe inona no antony fanotaniko refa am manaraka :)am amnaraka ts yhaiko fa am man... suite
répondu par arialy le 27/04/2007 12:25
majakely ( 14/03/2007 13:25)
fitiavana ?zavatra manahirana
Hoy tsika olombelona hoe rehefa eo ny fitiavana de mandeh ny zavatra rehetra? enao tiko aa de za tia anao saingy zao no fanotaniako hoe:possible ve hoeeeeeehhh,leo fitiavana ?leo ny tiavina sa tsy no... suite
répondu par sitlo le 15/03/2007 11:51
majakely ( 17/11/2006 09:34)
firy taona ary zah ô?
Tapakevitra hono ty ranamana ray fa hanao chirurgie esthetique fa mahatsiaro tena antitra nefa vao 44 ans... Nandeha tany am mpandidy izy de afaka herinandro vitsivitsy de nivoka dôro ny tarehany le... suite
répondu par nolalaina le 23/11/2006 21:37
majakely ( 17/09/2006 18:59)
gateaux à la crème
hono wa ...mba misy afaka manampy ahy ve amin fanaovana crème na gateaux reny??...le matsiro be reny miamm miamm,,zah tena tsy mahay fa ataoko chocolat foana ny ahy nefa zah mba te hanao gatô feno c... suite
répondu par majakely le 19/09/2006 19:16
majakely ( 21/03/2006 07:55)
namana be mpitia
Miarahaba manaokana an'i Marimar,,namana be mpitia indrindra eto am serasera i marimar...iza toukou i marimar :roll:??mba tiako handray anjara bebe koukou eto !!!ndrandray mahazo boz'oroka mihoatry ny... suite
répondu par Fiffi le 03/04/2006 07:24
majakely ( 03/11/2005 07:55)
Ny hasambarana tsy hoe .......
Inona toko no atao hoe fahasambarana ??? ......... suite
répondu par majakely le 10/11/2005 11:04
majakely ( 24/10/2005 09:49)
manaratsy foana!
Misy olona iray izay ato amin'ny namana I X no pseudo -ny hahafantarako azy(tsy haiko marina hoe iza izy io ??),mametraka tsikera betsaka izy ao amin'ny sary rehetra !!!Tonga lafatra hono izy,manequin... suite
répondu par kally le 09/11/2005 11:36
majakely ( 19/08/2005 11:26)
Fitsaboana amin'ny zava-maniry!
Manahoana daholo e! Fahasalamana ??Mba omeo eto daholo hoe ny zava-maniry fantatrareo mahasalama de ahoana no fomba fikarakarana azy ?zavatra tena fantatra ihany no lazaina an!!:) Fanafody kohaka:... suite
répondu par isrine le 16/09/2005 09:40
majakely ( 02/05/2005 20:05)
farce -na sambôsy na nems!
Ahoana daholo ny anareo ry zareo, ary inona mba zavatra azo hatao farce-na sambos na nems mba hitanareo? fa ny ahy mantsy de poti-kena sy poirreaux ihany no mba haiko de io no asiko èpices bedabe kar... suite
répondu par booboo le 19/07/2005 15:22
majakely ( 18/04/2005 09:11)
fihaonana gasy suiisse
Ho an'izay te ho tonga, dia ny voalohan'ny volana May ,,,mi-organiser picnic gasy aho , ka izay ho avy dia ao Hauterive(Neuchâtel) eo akaikin'ny latenium no hanaovana azy ,amin'ny 12 ora atoandro io ... suite
répondu par sonwin le 18/04/2005 17:04
majakely ( 12/04/2005 14:03)
loto loto
Zao ry zareo fa tamin'ity herinandro ity dia lehilahy iray no nahazo ny mitovy amin'ny 80millions tamin'ny euromillion ...Raha ianareo no mahazo an'io inona no hampiasanareo azy ? :wink: ... suite
répondu par fijo le 28/04/2005 22:30
majakely ( 21/02/2005 12:50)
voaloham-pitia
Moa ve indray andro mety hisy moyen hanadinoana ny voaloham-pitiavana sa dia ho toy ny aloka ka hanaraka foana mandram-pahafaty?Ahoana hoy ianareo fa indrindra ireo efa zokinjokiny efa manana experien... suite
répondu par fijo le 10/08/2005 21:41
majakely ( 18/02/2005 13:24)
Akory aby e!
Mitady olna avy à Mananjary na efa tany Mananjary aho fa Mmanigny !Valio jaho marô ...... suite
répondu par xxx le 19/07/2005 08:51
majakely ( 09/02/2005 14:01)
mpisoloky
Tandremo ao Tana ;eny amin'ny Rova may misy mpisoloky bedabe ry zareo voa daholo na gasy na vazaha...fa indrindra rehefa vazaha dia may 5000ariay fa handoavam-bola hono ny mamangy ao ???Efa nisy voa ... suite
répondu par methode le 05/03/2005 20:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398