loto loto

1. majakely ( 12/04/2005 14:03)
Zao ry zareo fa tamin'ity herinandro ity dia lehilahy iray no nahazo ny mitovy amin'ny 80millions tamin'ny euromillion ...Raha ianareo no mahazo an'io inona no hampiasanareo azy ? :wink:
novalian'i fijo ny 28/04/2005 22:30
2. iartistika ( 12/04/2005 16:05)
mbôla eritreretina :roll:
3. majakely ( 12/04/2005 18:13)
ny ahy dia hanomezako aby ny olona tiako rehetra ary manao trano any mada zah de mipetraka any amin'izay !hihihi
4. xxx ( 12/04/2005 20:39)
80 millions ariary sa irambilanja alou ?hiritreretana azy
5. booboo ( 12/04/2005 21:01)
ôtrinona klou ny impôt sur le revenu @ io zay vô ho hitako eo ny hanaovako azy.
6. xxx ( 12/04/2005 21:31)
80 millions ariary sa irambilanja alou ?hiritreretana azy
7. majakely ( 13/04/2005 08:48)
euromillion ?en euros less ry xxx,de lazao amin'izay aza e!
8. lanto ( 13/04/2005 13:22)
tena nenah mitsy io notenin'i majakely io !
9. majakely ( 13/04/2005 16:35)
lanto hihihi ;kay vare ?? :lol:
10. sonwin ( 13/04/2005 16:41)
raha izaho no mahazo io vola io dia andehanako any amin'i cutie dia tetezinay izao tontolo izao...dia entinay koa i mumu ka.
11. iartistika ( 14/04/2005 08:27)
tsy ratsy kosa ny hevitr'ifrera ah!!!
12. majakely ( 15/04/2005 12:36)
Booboo , ny 1/3 lasa ny impôt daholo hono e , nefa betsaka ihany na dia izany aza, ireo,olona nahazo io vola io ireo dia vao mpitokan-trano vao hono !
13. fijo ( 18/04/2005 23:33)
booboo manana fotoana ndry hametrahana le vola.karaha apetraka eto frantsa ihany izay vao tratran'ny impot fa raha avy dia alefandry any suisse na luxembourg io tsy misy impot izany.na any mada koa e.
14. majakely ( 20/04/2005 12:14)
eny wa ry fijo tena velona ny fatamaty raha mahazo an'io!!hihihi
15. fijo ( 21/04/2005 23:09)
izany mihintsy.iny aho no tsy hita aty intsony fa any mada amin'izay no monina.
16. majakely ( 22/04/2005 07:37)
zah kosa aloha raha tonga any !!!!dia any ambanivohitra zah no mipetraka , mividy tany malalaka be zah no manorina trano any!!!!de akaikina rano, manana bateau zah amin'io an! de mitatitra olona mitondra vokatra miakatra an'tanana mba hamidy ;no tena iriko!!!de mba mampianatra ny ankizy any ko!!way e!! efa faly sahady zah !hihihi :-D
17. tranokely ( 25/04/2005 14:56)
Faly be za ra mahazo anzany de tapaka lalandra de maty de zay mandova ahy no mieritreritra anzany hoe atao inona lay vola
18. fijo ( 26/04/2005 21:41)
de milalaova ary aloha e
19. majakely ( 27/04/2005 12:16)
Fijo milalao ihany fa tsy mety mahazo!!hihihi
20. fijo ( 28/04/2005 22:30)
tohizo fa ahazo ndry amin'ny farany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2127