farce -na sambôsy na nems!

1. majakely ( 02/05/2005 20:05)
Ahoana daholo ny anareo ry zareo, ary inona mba zavatra azo hatao farce-na sambos na nems mba hitanareo? fa ny ahy mantsy de poti-kena sy poirreaux ihany no mba haiko de io no asiko èpices bedabe karazany de zay ihany ! :D
novalian'i booboo ny 19/07/2005 15:22
2. mamzelkely ( 03/05/2005 07:36)
raha nem alo de haiko andramo dray: champignon noir, pate blanche, totokena, tongolo maitso, crabe na crevetta de asio sauce sinoa de atambaro am atody zany we kapoy le atody de ataovy anaty le farce
adramo fa tsara be io :wink:
ra ratsy de bedeso za :lol:
enfait afaka atao am sambos ko io.
3. majakely ( 03/05/2005 07:45)
mamzelkely :melsy :-*
4. mamzelkely ( 03/05/2005 08:48)
de rien andramo alo de aveo vô manao merci :wink:
5. fafa ( 03/05/2005 08:57)
nofo-trondro aky milay be a! de asiana ze mety hampamanimanitra azy e! (le nolazain'ny namana sasany eo ambany ireo e! Ovy ko mety (hi hi) raha hivarotra sambos sy nem ovy!!!! fa tsy milay
6. mihanta ( 03/05/2005 09:22)
asio coriandre kely anatin'ilay farce fa tsara kou.au lieu de poireau kou no atao d ataoko tongolo maitso ny ao anatiny,za manko tsy d tia poireau loatra.
7. bichette ( 03/05/2005 09:42)
mmmm !!! tsara be daholo izany, rehefa avy nanandrana aky njy ry majakely dia mba lazao anay eto hoe nanao ahoana ilay izy
8. mishou ( 03/05/2005 09:56)
kay noana aho izany, tsy maintsy hoe hihinana virtoaly any aminareo aho izany koa
:lol: :lol: :lol:
9. majakely ( 03/05/2005 10:12)
ok bichette ! mersy dôlidôly, fa toa bônina be doly izy zany !mmmmmh
10. majakely ( 03/05/2005 10:13)
ARy ny legioma koa ve mba efa nisy nanao? de ahoana ny fanaovana azy ?? :D :miam:
11. tsondjo ( 03/05/2005 18:55)
ny legioma indray dia tetehina kilavalava ny ahy ny fanaoko azy dia somary endasina @ menaka faran'izay kely satria miteraka rano koa ireny, dia avy eo avela hangatsiaka de fonosina avy eo na io ataonao sambos na nem koa de milay e! :-*
12. routa ( 04/05/2005 06:33)
Mnanasy koa mety sambosa
fromagy koa mety tsra atao sesika @ sambosa
Fa ny ahy ny karoty st kotmila ary sampigno ary tongolo bory de totokena sy ny masala mety @nem indray ireo .
13. majakely ( 06/05/2005 12:14)
routa !mananasy ??
mba hazavao akia hoe azafady !!
14. booboo ( 19/07/2005 15:22)
tô tsy hita routa @ lé mananasy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1826