fitiavana ?zavatra manahirana

1. majakely ( 14/03/2007 13:25)
Hoy tsika olombelona hoe rehefa eo ny fitiavana de mandeh ny zavatra rehetra? enao tiko aa de za tia anao saingy zao no fanotaniako hoe:possible ve hoeeeeeehhh,leo fitiavana ?leo ny tiavina sa tsy norma ve zany :-D:-D?
novalian'i sitlo ny 15/03/2007 11:51
2. andrea ( 14/03/2007 13:28)
sao de mbo be loatra kosa ary ny fan-club ry majakely ?? za ihany no tazomy de tsy leo ndry :D :D
3. sitlo ( 14/03/2007 14:09)
ra vao eo ny zvt d mankaleo fa ra vao ts eo d ifampitadiavana 8)
4. jacy ( 14/03/2007 14:14)
le oe leo angamba tsy misy fa fotsiny ohatran'ny sentiment hoe leo no misy. Ny zava misy alo ra ny fahitako azy de mbola kely loatra ny tanora ankehitriny d'efa miroboka ao anatiny ka indraindray le izy tsy zaka de farany tsy te hiherika intsony satria le saina mbola tsy tamin'izany de terena amin'izany refa tonga eo amin'ny taonanao amin'izay le izy de tsy tia tsony omeo pozy kely aloha de miditra amin'ile tena serieux am'izay e!
5. simplex ( 14/03/2007 14:53)
le leo aloha ry majakely an, d tena miankina @ le fitiavana an'le zavatra. Mety manahirana mitsy io satria le fitiavana zavatra mifandraika @ fihetse-po. Possible ho leo ihany izany fa zany hoe lasa tia zavatra hafa indray avy eo. Tsy mitovy ihany ve?
6. xxx ( 14/03/2007 14:56)
:-D
7. nikopol ( 14/03/2007 15:10)
za koa mba leleo indraindray ! mahagaga mintry
8. kelly13 ( 14/03/2007 15:40)
nikopol>8O
9. Fiffi ( 14/03/2007 15:42)
10. kally ( 14/03/2007 16:20)
Sao dia lakaoly be mifampitakosokosona tsy misy farany kosa ary ianareo dia leo ny farany? Hitady any an-kafa eo fa ataovy:lol:
Na koa mety mitovy foana ny fifanehoanareo fitiavana dia lasa mahamonamonaina, na talata na alarobia na aminn'y herinandro ambony dia mitovy foana ny zavatra ataonareo sy ifanaovanareo , dia mazava ho azy raha leo!!:cry:
11. andrea ( 14/03/2007 16:21)
nikopol> "leoleo" ahitsy aloha fa maha-bemaso ny namana ... sa izaho no diso fanoratra ?? ... :D
sitlo> poika, na eo foana ary de tsy leo za, miankina amin'ny hoe iza ilay izy ...
simplex> inona aloha kay ilay zavatra hafa ?
jacy> aleo kosa ny tanora mbo hanala azy .; fiainana mandalo ity ...
majakely> c'est possssiiiible !!! ah l'amour; le coeur qui fait boum-boum, que c'est komplikééé !!
kelly13> (l) (l) :-*

12. Stretch ( 14/03/2007 17:50)
:D
Refa leo ndry ry majakely de makanesa alou milalao rano eny Port Alban mitsilailay eny am moropasika.
na eo am korotambaton\'ny morondranon\'ny Colombier
de avy eo mody mandray an le tram talou be eo hauterive :-D

tonga any antrano ndry tondé tsy leo fa mila fitiavana beuuu.
13. Stretch ( 14/03/2007 17:50)
:D
Refa leo ndry ry majakely de makanesa alou milalao rano eny Port Alban mitsilailay eny am moropasika.
na eo am korotambaton\'ny morondranon\'ny Colombier
de avy eo mody mandray an le tram talou be eo hauterive :-D

tonga any antrano ndry tondé tsy leo fa mila fitiavana beuuu.
14. kelly13 ( 14/03/2007 17:53)
aiza ao moramanga ankia zany tram zany ry stretch (sahirana mintsy za manoratra le ps kle :p)
15. sitlo ( 14/03/2007 19:11)
andrea> zay ndrindra nge wa, arakarak'ilay olona
16. Stretch ( 14/03/2007 19:29)
aiza ao moramanga ankia zany tram zany ry stretch (sahirana mintsy za manoratra le ps kle )


a a a tsy aty moramanga aky zany fa any ry majakely a ! izy anie no mila vahaolana e !

ntsôôô , nanoratra an le ps ko v no nanahirana anjy ?

fa inn alou le 13 fa mbola mah be fanotanina ary ambadika ary :-D
17. kelly13 ( 14/03/2007 19:30)
lazainy fa ny tratrako ndray hono e! lolllll, le oeuf sur plat applati :-D
18. Stretch ( 14/03/2007 19:32)
:-P
19. kelly13 ( 14/03/2007 19:33)
vaky tamenany mantsy e :°)
20. sitlo ( 14/03/2007 19:48)
gaga ngamba i leo fitiavana raha mamaky ireto torohevitra ireto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0424