fitiavana ?zavatra manahirana

21. kelly13 ( 14/03/2007 19:49)
fita :oops:
22. sitlo ( 14/03/2007 19:57)
zavatra manahirana mihitsy ange ny miresaka amin'itony tsy ampy kelly itony eh
23. kelly13 ( 14/03/2007 20:13)
:°)
24. sitlo ( 14/03/2007 20:29)
jere ilaozany maitsomaitso eo fotsiny
25. kelly13 ( 14/03/2007 20:34)
kou tsy ampy kelly kou :°)
26. sitlo ( 14/03/2007 20:40)
:°)
27. kelly13 ( 14/03/2007 20:57)
io fa tratran'ny tsy fahampina kelly :°)
28. sitlo ( 14/03/2007 21:03)
rehefa tia hifandray aman'olona dia manao mitovy aminy
29. kelly13 ( 14/03/2007 21:07)
20/20 mahay mamaly afaka fanadinana
30. sitlo ( 14/03/2007 21:16)
dain, dia ilay mpianatra ndray hono no miteny hoe afaka fanadiana ise.
mbola ho ela vao ho sitrana kah.

fa serieux marina fa nanao ahoana ihany ndry
31. kelly13 ( 15/03/2007 07:20)
nga enao mety serieux?
32. ikalakintina ( 15/03/2007 08:01)
majakely: mila misitaka kely angamba alou no mety e!, tsy oe misaraka fa mba maka rivotra tsy mifampitakosikosina
33. majakely ( 15/03/2007 08:24)
sitlo za tsy hoe gaga ka ,fa mbo manotany fotsiny za hoe possible ve zany?? zay ihany ,tapitra.
34. sitlo ( 15/03/2007 11:51)
hay ve eh

cf valitenin'i Andrea
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452