Ny gasy any amerika

1. hery ( 21/02/2005 12:18)
Efa nolazaiko teto ihany fa dia arakaraky ny toerana ipetrahany tokoa ny toetran'ny gasy aty andafy... ary comme d'hab hoe ny oul no hita aloha dia toa izao no fahitako ny Gasy any amerika avaratra (USA sy CANADA)

- Je suis
Izany hoe izaho no tena milay... ny principe-ko no tena ok indrindra (tahaka an'i Bush ihany). Izaho nahita fianarana ambony. Izaho mahay an'izatsy sy izaroa... etc.

- Tu n'es pas
Fa ianao tsy misy dikany... tsy tahaka ahy. Tsy mahay. Ary raha sendra mahay kely dia angamba zavatra hafa (na sendra tsara vitana sy vitamboka na mety piston)... fa tsy tokony ho izy mihitsy.

- 'Il' ou 'elle' n'existe pas
Tsy hoe tsy misy izy sy ny sisa... fa tena tsy ao anatin'ny conjugaison mihits ilay hoeo il na elle fa mijanona eo amin'ny je sy ny tu ihany... Ny tena olana eto anefa dia forcer-na hisy ilay il na ils (Jereo indray i Bush) dia kofohana mafy (society, honesty, peace in the world etc...) mba hanaronana ilay intéret amin'ilay Je etsy ambony.

Jereo tsara ange ny valin'ity hafatra ity e :-)
novalian'i cutie ny 29/06/2005 20:35
2. intelligenzia ( 21/02/2005 12:24)
hery> :-D
samihafa be ny any Amerika sy any Canada raha foto-pisainana. Na ny Canadiens aza tsy tia Americains noho io toetra voalazanao io. Ny canadiens rahateo koa analan-dry zalahy amin'ny fiteniny (abouut, eeeeeh, sns...)
:)
3. majakely ( 21/02/2005 12:59)
De ni gasy rehetra anyve no tahak'io sa 3sy 4 ihany?Dia ny rehetra nolasa ao anaty harona iray daholo ! :idea:
4. Ramaso ( 21/02/2005 13:14)
marina mihitsy io!

misy ohabolan-dry zareo amerikanina manao hoe!

"there are 2 types of peoples in the world.... those who live in America and those who wanna live in America"
5. hery ( 21/02/2005 13:17)
Ramaso:

"there are 2 types of peoples in the world.... those who live in America and those who wanna live in America"


Io ilay izy ohatra :-)
Je (America) ihany izany no tena paradisa ka Ny fahitan'ny amerikana ny olona hafa dia "those who live in America and those who wanna live in America".

Na dia ny dadabe-nay (Ils ilay tsy hitany) dia lazainy fa anatin'io...

majakely> @ ankapobeny io.
6. Ramaso ( 21/02/2005 13:30)
ka izany e.. jereo raha tsy marina io
vo haingana izao la ry hery no nikozy we te hifindra aty canada!
7. maditra ( 21/02/2005 13:32)
Aza dia generaliser-na be ohatr'izany e! Manaiky zah fa individuel be ny Amerikanina, ary tia tena ny sasany. Zah moa tsy mbola ela nipetrahana aty dia mety tsy mbola nahazo an'izany toetra izany fa mba mahita Amerikanina tsara fanahy ihany zah aty.
Ny generation " baby boom" no betsaka manao an'io toetra io fa maro ny olona aty izay tsara toetra lavitra mihoatra antsika miseho ho mahay mandray vahiny kely any Dago ireo!
8. intelligenzia ( 21/02/2005 13:33)

Ramaso:
misy ohabolan-dry zareo amerikanina manao hoe!
"there are 2 types of peoples in the world....
Ka ny dikan'ilay hoe the worldange amin-dry zalahy = USA e!

Ny ankoatran'izay dia toy izao ny fijeriny an'izao tontolo izaosnow(Canada), evil terrorist(tavaratra sy coree du nord), evil drugs(Amerika atsimo sy afovoany), evil communists(sovietika), new allies(Poland sy Cheque Rep.), old europe(France, Spain, Germany), jungle(Australia), aids(Africa)
9. routa ( 21/02/2005 13:55)
zay ny zavatra tsy zakako rehefa tonga any andafy de hoe tsy misy toa ahy na samy isika aza mifampiavonavona ery mampalahelo ooooo!
10. cutie ( 21/02/2005 13:58)
Hoy i hery
Efa nolazaiko teto ihany fa dia arakaraky ny toerana ipetrahany tokoa ny toetran'ny gasy aty andafy... ary comme d'hab hoe ny oul no hita aloha dia toa izao no fahitako ny Gasy any amerika avaratra (USA sy CANADA)

Efa nalehan'i hery daholo anga zao tontolo zao . lolllllllllllllllll
Rehefa mbola tsy tany @ le toerana de aza miteniteny eo fa mandreraka be.


:*
11. hery ( 21/02/2005 14:17)
ramaso> hihihi... ie, tena te hifindra any Canada aho :lol: :lol:

cutie> tsy mbola teny @ masoandro aho fa mahalala hoe mandoro ny masoandro :-) Na dia tsy tany aza aho dia mba mamaky boky kelikely eny ihany e. Tsy hoe rehefa dontodonto toa anay dia tsy hahalala an'izany :-)
Zah zao tsy tany zapon kanefa mahalala hoe ... ny any :-)
12. booboo ( 21/02/2005 14:18)
@ ankapobeny ouzy etsy ambony kah
13. cutie ( 21/02/2005 14:20)
hery
Aza entina @ le resaka masoandro le izy e lolllllllllllllll
Tady hisavoana i hery , nefa heveriko fa mba ................ aoka ihany . lolllllllllllll
Tsy nisy nilaza kou eo e dontondoto e.
Mahatsapa tena . lolllllllllll
14. booboo ( 21/02/2005 14:23)
tô lasa resaka fenoy ny banga izy zany
15. cutie ( 21/02/2005 14:27)
booboo asiana style akia a. lollllllllllll
16. chipie1 ( 21/02/2005 14:32)
hatraty koa ve de mbola hi-style foana e? :-@
17. cutie ( 21/02/2005 14:33)
anga tsy azo atao zany chipie?? :-@
18. chipie1 ( 21/02/2005 14:35)
style teboteboka ? =)) =))
19. cutie ( 21/02/2005 14:37)
ary reo sarisary bedabe reo anga tsy style @ njy. lolllll
Mba mampiasa teboka ve za de analanareo njay . lolllllllllllllllll
20. Iriniaina ( 21/02/2005 14:44)
de hita mihintsy zany ry cutie avy any amerika 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3441