Ny gasy any amerika
21. hery
(
21/02/2005 14:47)
Miova le sujet...
i cutie nilaza hoe
Rehefa mbola tsy tany @ le toerana de aza miteniteny eo fa mandreraka be.
Fa ahoana no tsy ho afaka hiteny? Tsy voatery mandeha any Etazonia na Canada ange dia mahalala ny toetran'ny Gasy any Etazonia e. Impiry no notenenina teto ny hoe Gasy any Frantsa sy ny sisa... fa angaha efa tany daholo no miteny? (io no nampidirako an'le hoe tsy voatery ho eny amin'ny masoandro vao mahalala hoe misy masoandro)
Fa nareo ihany no mi-confirmer an'ilay toetsaina amerikana izay hita fa iainan'ny Gasy any tsikelikely.
Averiko indray, amin'ny ankapobeny :-) izany hoe rehefa tsy ao anatiny dia efa tsara aloha izay.

22. bichette
(
21/02/2005 15:05)
marina io lazain'i Hery io fa "en general". ohatra hoe ny gasy ao Paris dia tena malaza miavona :-D tsy izaho no namorona fa izany no malaza an ! dia somary mitovitovy toetra isaky ny firenena, ny tena marina dia misy influence kely amin'ny fiarahamonina ny fombafomban'ny tsirairay.
Misy kosa ny exception na izany na tsy izany, ENY misy tokoa.
cutie > hita ato serasera aky a ! tsy hoe mitovy ny fisainanareo avy any zamerika fa misy ..; raisonnement commun , tsy midika izany fa mitovy an ! fa trace fotsiny izany. Ohatra hoe hita fa malalantsaina, ny firenena sasany somary tery saina, ny sasany somary pudique ihany sns

23. cutie
(
21/02/2005 15:23)
ka za mbola tsy nanao remarque ny avy any france , canada sy ny sisa.
Fa asakasakareo ze te handany fotoana hitsikera eo . lollllllllllllllllll
hoy i hery
Fa ahoana no tsy ho afaka hiteny? Tsy voatery mandeha any Etazonia na Canada ange dia mahalala ny toetran'ny Gasy any Etazonia e. Impiry no notenenina teto ny hoe Gasy any Frantsa sy ny sisa... fa angaha efa tany daholo no miteny? (io no nampidirako an'le hoe tsy voatery ho eny amin'ny masoandro vao mahalala hoe misy masoandro)
Fa ahoana tokoa ny ahafantarana ny toe-tsaina any raha mbola tsy tany .
Zany anie no tena tsy azoko e.
Hazavao kely we.

25. bichette
(
21/02/2005 15:37)
cutie > mba tongava amin'izay moa e ! efa ela izay nandrasana anjy izay injy tsy mbola tonga foana :-*
27. hery
(
21/02/2005 16:28)
cutie:
fa ahoana tokoa ny ahafantarana ny toe-tsaina any raha mbola tsy tany .
Zany anie no tena tsy azoko e.
Hazavao kely we.
Mamaky gazety :-)
Mamaky forum soratan'ny oul avy any
Mamaky ny zavatra soratan'i cutie :-D
28. cutie
(
21/02/2005 16:33)
ny ahy ry hery rehefa mbola tsy tany za tsy afaka ny hitsikera mihitsy. Ny anareo no asa . :-D
Ary i hery no anontaniako fa tsy ny soratan;ny oul.
Raha te hamaky ve za tsy efa namaky e .lollllllllllllll

29. ikaretsaka
(
21/02/2005 17:16)
marina ny an'i cutie
fa na nandehanana aza tsy afaka hidirana lalina raha tsy monina any
nandehanako aby ireo e fa za tsy afaka miteny heo marina ve zany sa tsia raha mamaky boky sy forum/ zany kao ny tsy hitompoako teny fatratar hoe ohatran'ny ahoana iznay any an-danitra iznay na namaky baiboly sy apocryphes sy boky theologie bedebe aza za
ny any italia zao misy milaza heo ny olona any dia be afinafian ohatran'ny mafia italianina hoe eo ivelany mody anjely fa ny ao anatiny kay devoly be .. dia hitako eto @ forum fa misy mahamarina izany tokoa fa tsy tatataiko satria tsy miaina any za na efa tany aza
ny any frantsa zao dia malaza heo miavonavona ny olona any dia rehefa avy eo nefa misolelaka (malaza ilay heo anti americains sns nefa avy eo misolelaka amerikanina sy mmijery cinema amerikanina .. mihinana mac do sy manaraka ilay culture-ny: Rap e, jeans e.. ) jereo koa ny politikany any togo. cote ivoire. senegal. madagasikara sy ny sisa hoe mi condamne ny any irak nefa ny ady an-tranony @ tany francofonia any afrika (izay manao azy ho reny malala) aza tsy hitany akory ... fa tsy idirako lalina kao na efa tany aza za satria tsy miaina any za
ny any alemanina zao de malaza ho bontolo sy expeditif be ny olona any fa tsy hidirako lalina kao satria tsy miaina any za!
Ny any singapour generation vaovao manara dalana .. manana ny fisainany mitokana koa saingy tsy hidirako lalina ko satria tsy miaina any za
ny any canada koa dia hoe mitovitovy @ amerikanina fa tsy hidirako lalina kao satria tsy miaina any za

30. hery
(
21/02/2005 17:20)
cutie> io fa noporofoin'i cutie le règle n°3
Ils ou elles n'existent pas...
rehefa mbola tsy tany za tsy afaka ny hitsikera mihitsy dia midika koa hoe rehefa mbola tsy tany za tsy afaka ny hahita zavatra tsara amin'ny any mihitsy
Izany hoe raha tsy mandeha any Japon tsy mino hoe misy ny Japoney...
Fa ahoana no tonga dia tsarain'i cutie hoe mitsikera? :-) Fa angaha tonga dia fantatra hoe toetra ratsy ilay izy? Noheveriko fa tsara matoa mirehareha ery ny amerikana amin'ila hoe "there are 2 types of peoples in the world.... those who live in America and those who wanna live in America"
Izaho indray miteny hoe toetra tsara angamba io fa io no fierté-n'ny amerikana (izay lasa fierté-n'ny gasy sasany any USA)

31. ikaretsaka
(
21/02/2005 17:53)
hery:
Ils ou elles n'existent pas...
rehefa mbola tsy tany za tsy afaka ny hitsikera mihitsy dia midika koa hoe rehefa mbola tsy tany za tsy afaka ny hahita zavatra tsara amin'ny any mihitsy
mety nahare fa tsy mbola nahita.. ko tsy tany aza ko hahita ahoana?? =))
hery:
Izany hoe raha tsy mandeha any Japon tsy mino hoe misy ny Japoney...
ie! taminay ireny de kely maso aby raha tsy efa nahita japoney sy sinoa aloha de nampitovy ny maha samihafa azy.. sy efa tany!
32. cutie
(
21/02/2005 18:17)
hoy i hery:
Efa nolazaiko teto ihany fa dia arakaraky ny toerana
ipetrahany tokoa ny toetran'ny gasy aty andafy... ary comme d'hab hoe ny oul no hita aloha dia toa izao no fahitako ny Gasy any amerika avaratra (USA sy CANADA)
Tsy efa tsikera ve io ry hery??
hoy i hery
rehefa mbola tsy tany za tsy afaka ny hitsikera mihitsy dia midika koa hoe rehefa mbola tsy tany za tsy afaka ny hahita zavatra tsara amin'ny any mihitsy
de hoy z'izy kou i hery :
Fa ahoana no tonga dia tsarain'i cutie hoe mitsikera? Fa angaha tonga dia fantatra hoe toetra ratsy ilay izy? Noheveriko fa tsara matoa mirehareha ery ny amerikana amin'ila hoe "there are 2 types of peoples in the world.... those who live in America and those who wanna live in America"
Ary anga mou ry hery ny dikan'ny tsikera de we tsy maintsy zavatra ratsy fona???
hery
ary le resahintsika eto anie ka resaka toetra e .
hoy manko hery we: Izany hoe raha tsy mandeha any Japon tsy mino hoe misy ny Japoney...
jereo kely 1 ary .

33. pitchou
(
21/02/2005 18:57)
misy kosa boky sy reportage sy revue betsaka miresaka ny fomba fanao sy fisainan'ny olona e! fa na tany @ le toerana aza enao dia mety tsy hahita an'io satria mety ho saronany @ ze tiany aseho anao!
ohatra iray: ny tsiky ataon'ny zapone anao tsy voatery ho fankasitrahana, ny eny fandokafany anao mety tena zavatra hafa mihitsy no tena marina ... d lasa otran'ny hoe voafitaka enao na misaina hoe kay rizalahy mihatsara ivelatsihy!
ka izany no mahatsara ny famakiana ireny boky fandalinana ny toetran'ny mponina@ firenena iray ireny!

34. cutie
(
21/02/2005 19:01)
d'accord za @ njy pitchou. Sady @ zay lasa education le izy .
Fa le an'i hery anie ny lazainy le we ny gasy mipetraka any andafy sy ny sisa fa tsy le karazan'ny oul sy ny fanaon'ny oul any e.
Hery, valio le fanontaniko ery ambony ery e . :*

36. cutie
(
21/02/2005 19:50)
pitchou
ka hoy i hery ny gasy avy any amerika. Zay ny titre an'le lohahevitra. Ny toe-tsaina gasy mipetraka any ivelany no lazainy .
Ahona no ahafan-jy milaza fa manaraka ny volon-tany le oul. Aiza ny porofo???
Za zao aty usa, de afaka miteny ve njy we manaraka ny volontany aty ny toe-tsaiko???

37. Iriniaina
(
21/02/2005 20:00)
refa mahita ny fomba famalin'ny cutie klou de hita fa manaraka ny volontany ny usa ny toetsainy e! 8O
39. pitchou
(
21/02/2005 20:23)
cutie> fa raha ny olona rehetra fantatro avy tany kosa alou, ary satria fantatro hoe sahala @ ahoana ny usiens, dia otran'io tantarain'i hery io! tsy voatery ange hoe njy koa e! satria tsy maintsy misy fôna ny exceptions! fa d ny ankamaroany dia izay! saingy toetra tsy dia hita loatra io @ ny any Canada! sa hoe mbola vitsy ny avy any ka dia tsotra kokoa?
na koa mety hoe ireo sendra mba nandalo tany fotoana vitsivitsy d te-hampiseho hoe izy avy tany e! otran'ny gasy sendra mba nandalo an'i parisy d hoe izy zany avy tany e!