Ny gasy any amerika

41. hery ( 21/02/2005 21:27)
cutie> i cutie zany exception e... Je suis pas comme les autres.
42. cutie ( 21/02/2005 21:30)
le fanontaniako tsy mbola novalian'i hery o. lollllllllll
43. hery ( 21/02/2005 21:44)
oups... in le fanontaniana? tsy efa voavalindry zareo teo ve? sa tu n'es pas :-) ?
44. cutie ( 21/02/2005 21:46)
aza adalaina za ry hery fa tssssssssssssss
le ery ambony ery e. i hery anie no anontaniako e
45. ikaretsaka ( 21/02/2005 21:51)
hery angaha comme les aoutres? heo ialahy sy i fijo mitovy ve ohatra ???

46. cutie ( 21/02/2005 22:01)
hery a , ny italie sy ny usa anie ka en good relation e.
Bush sy ny premier ministre italiana . lolllllllllllllllll
47. cutie ( 21/02/2005 22:03)
lasa hors sujet kely fa azafady . :)
48. intelligenzia ( 21/02/2005 22:35)
Tsy hitako izay maha olana an'izany, ary marina izany ka tsy misy antony tokony hiarovan-tena eto (sao lasa avocat du...superpower eo):-D . Asehoy aminy fa TU ES dia ho tonga saina izy fa tsy sarotra anie izany e.
Omeo azy ny hafatra Hery dia misy ho tsakotsakoiny tsara amin'ny manaraka an :wink:
49. intelligenzia ( 21/02/2005 22:35)
Tsy hitako izay maha olana an'izany, ary marina izany ka tsy misy antony tokony hiarovan-tena eto (sao lasa avocat du...superpower eo):-D . Asehoy aminy fa TU ES dia ho tonga saina izy fa tsy sarotra anie izany e.
Omeo azy ny hafatra Hery dia misy ho tsakotsakoiny tsara amin'ny manaraka an :wink:
50. cutie ( 21/02/2005 22:54)
za efa naneho ny hevitro.
:-*
51. fijo ( 22/02/2005 00:08)
za tsy hiditra polemika amin'izay fifamaliana misy eo ambony,fa ny olona hitako sy efa niresaka tamiko avy any no azoko lazaina.dia marina io voalazean'i hery io.
ary aty frantsa aza izao rehefa mampianatra ankizy dia efa manomboka hampidirina io toetra io."ataovy ao an dohanareo fa ianao no izy fa tsy izay eo akaikinao"izany foana o hampitaina aty izao.
asa fa dia zavatra tsapa io ry zareo fa tsy hoe tsikera akory.
52. Ramaso ( 22/02/2005 05:10)
zay le elitisme ry reto an..
tsy "zarazarao anjakana" fa "ze tia manaraha"
53. cutie ( 22/02/2005 13:53)
fijo
Ny aty aminay njay anefa ny niainako sy efa hitako de rehefa any am-pianarana de ny travail en groupe no tena hamafisin-dry zareo fa tsy zany eo tsy zay ze eo akaikinao eo .
54. ikaretsaka ( 22/02/2005 18:49)
Ramaso:

"ze tia manaraha"



ze tsy tia aza manaraka

mbola misy tia matoa mijery vaovao, manao jeans. mihaino rap , mihinana mac do e!

Ny sasnay mody tsy tia ange fa rehefa eo nefa las aihany..
55. pitchou ( 22/02/2005 20:01)
izy hanao toetra sahala @zany moatsy d ahoako loatra! il faut de tout pour faire un monde! fa le hafatra tafita hatrany europe no mahazendana ahy! hevero hoe any frantsa na dia misy zao aza ny voambolana frantsay ireto ihany no asisika: meeting, kidnapping, monitoring, best of, master ... ny eto mada moa d aleo tsy lazaina!
56. cutie ( 23/02/2005 01:34)
iza no manisika an'reo ry pitchou??
57. Ramaso ( 23/02/2005 06:05)
ny frantsay fa i .. ny italianina sy ny forongony za indray! mody we anti amerikanina. mahagaga ry zareo any amerika.. nefa arahana ny fombany!
pffff :{
58. fijo ( 24/02/2005 22:10)
le izy anie tsy tiana e,saingy raha te hiasa ianao dia tsy maintsy manaraka,satria izay izao no fomba fiasa.saingy atsy hoatsy dia ahita ny vokatr'io isika ary eo vao ho gaga daholo
59. pitchou ( 25/02/2005 19:06)
cutie> kou zany hono no ataon-drizarteo hoe neologisme ka!
60. cynthia4 ( 22/03/2005 02:22)
Oui, c'est bien vraie la réaction de Cutie ...
En fait c'est grâce à l'éducation qu'ils ont eu. Les Américains du Nord sont très patriotique, et aussi très responsable.

Le "Je" signifie aussi je suis responsable à ma décision et je l'assume quelle que soit la suite.

Le "Tu" je ne te connais pas, montre ce que tu es et on verra. Il en est de même pour les "il" et "ils" ... En Amérique du Nord, il n'y a pas d'abstrait : On juge le fait mais non pas l'intention. Les Américains du Nord ne sont pas complexés du tout comme les autres pays. Ils sont fiers d'être eux même.

Tant que tu n'as pas vécu dans un pays, ne raconte pas des histoires ... Même si tu te nourris des journaux, des nets, TVs ... tout ceci est à version commerciale comme la vocation économique ! Ce monsieur a été bien le cible.

I like Bush et Martin. Bush est à domination commerciale mais non pas version commerciale, tandis que Martin à domination intellectuelle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.1234