Ny gasy any amerika
81. ndrena
(
03/05/2005 08:20)
Namana maro ny any Amerika,misy namako koa any mifandray amiko fa tsy dia araka izay voalazan'i hery izay.Saonjo iray lohasaha tsy hilaozan'izay iray hamarara e!
83. isambilokely
(
05/05/2005 02:20)
Ndrena >
Alahelo ny an'io Hery io anie ry Ndrena fa tsy dia izany loatra e. Toa hoe nangataka visa tany hono ledala io de refusés foana de sosom be angambany de io manasoketa io. Rehefa hahazo visa izy angamba any aoriana dia hoesoriny eto io lohahevitra io.
Mbilo
:lol: youpiiiiiiiiii

85. isambilokely
(
10/05/2005 05:01)
Ry Fidzozu zany anie tsy manakevitra e ..
Mba asehoy ny hevitra fa aza dia mijapy train tahaka an'io. Fomba fijerin'ny olona tsy mbola taty Zamerika izany. Fa tongava dia mahita. Fa tsy fidiny ho anay ilay aty ry fijokely ...
Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com

86. JobeTDM
(
18/06/2005 05:04)
Parce que l'amérique en particulier l'Amérique du Nord est supposé comme référence du monde ou simplement le modèle !