Aza manolana biby e!
1. notron
(
22/02/2005 07:58)
- Fa nanin rankizy no maty ilay sakakely a?
- Nampandroko izy.
- Sakakely io ve de ampandroinao eeee!
- Ka tsy ilay fampandrona azy ange no nahafaty azy e!
- Fa ahoana???????????
- Natahorako tsy ho maina de naholako mafy be kay nipika ny lamosiny de maty izy.
- Zaza adala enao :roll:

novalian'i cheboman ny 24/02/2005 13:47