mofo atody
4. Ramaso
(
23/02/2005 05:24)
aona tokotrany le?
le otran le amidy 250f teny @ totobaton'antaninarenina tery akaikin'ny mpivarotra solomaso ireny!

6. booboo
(
24/02/2005 15:58)
ary @ " recette fanaovana godrogodro " misy dé misy iraika koa ao @ " mofo baolina ".
Hihihiihi cutie ara juste mamaly an'i chipie1 afaran'ilay fomba fanaovana azy ao @ fanaovana godrogodro.

8. pamela
(
25/02/2005 10:38)
coucou cutie,
Ty ary aky le izy a,
Zavatra ilaina: atody 4, sucre 8 sotro (c.a.soupe), 2 pincées de sel, farine 1/2kg, lévure 1 sachet pour 1/2kg farine, ronono kely.
Kapohina miaraka ny atody, sucre, sel. Refa avy eo de arotsakindry ao ny farine efa nafangaro mialoha t@ levure. arotsakindry @ zay ny ronono kelikely fotsiny fa manjary matsora lotra ny pate.
Endasindry @ zay, mila menaka betsabetsaka le izy, atao mafana be. Bataina alou refa handrotsaka azy de refa tafiditra daolo de averina @ fatana. Tandremo sao may a.
De mazotoa e.

16. routa
(
13/03/2005 13:37)
aza adino ny manisy menaka kely eo @ 2 sotro fihinanana fa mampiova tsara ny tsirony io rehefa hikapoka ky atody sy ny sisa mahavita soa
17. annie
(
21/04/2005 06:42)
anapiako io tenin'i pamela io de somary asina menaka in-2 sotrokely(dité)
de tena tsara raha somary alona kely 1heure eo vao endasina!
namana